-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Mifanandrify ? Hidina an-dalambe indray ny mpitari-posy sy ny taxi, any Mahajanga ny asabotsy izao, ary fantatra fa hanao hetsika mahery vaika izy ireo, amin’io fotoana io.
Fotoana...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Nipoitra indray, rehefa ela tsy tazana. Niteny amin’ny maha depiote Tim teo aloha azy, i Mananjara Fidison na Rasomotra, mpikambana ao amin’ny CT. Nambarany niaraka...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Miely anaty tranonkalam-pifandraisana ny fikasan’ny miaramila sasany haka fitondrana. Efa nisy ny anarana niparitaka, hitarika izany nefa tsy vaovao eo amin’ny Foloalindahy sy ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Na mbola amin’ny ampahany ihany aza, vita iny ny fanarenana ny Tranompokonolona Analakely. Azo inoana fa ho afaka hampiasa izany avokoa ireo rehetra manaiky ny fepetra apetraky ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Nametraka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiny ho depiote tetsy amin’ny Boriborintany I, omaly, Andrianarivo Jonah sy Rasehenoarisoa Monique. Teny fanevan’izy ireo sady...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Tofoka ny mpanara-maso fifidianana KMF/Cnoe. «Andraikitra goavana ho anareo mpanao politika ny mitantana firenena, nefa ianareo ankehitriny no lasa olana tsy mahatanteraka ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Rava maina. Tsy nahomby ny fiantsoan’ny CST ny governemanta, omaly tolakandro. Tsy tonga ny praiminisitra, lehiben’ny governemanta, Beriziky Jean Omer.
Minisitra fito...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Tazonina ny filaharan’ny ambaratongam-pifidianana. Miaraka amin’ny Vondrona iraisam-pirenena ihany manao fifidianana.
Ireo no tolo-kevitra naroson’ireo vondrona...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Herintaona ihany ! Naongan’ny tafika ejypsianina ny filoha Mahamed Morsi ny alarobia teo rehefa niziriziry tsy namaly ny hetahetam-bahoaka.
Mitantana vonjimaika ny any an-toerana...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mbola rava ny «Collectif des candidats», tsy araka ny voalaza esty sy eroa, noho ny famalanan-kiran’i Ny Rado Rafalimanana.
Omaly, tamin’ny resaka...