-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mitsahatra ny aingam-panahim-pamoronana ho an’i Ariry, mpitarika ny kaompania Rary. Vao mainka mampipololotra izany ny fifaneraserany sy fifanakalozany amin’ny mpanakanto...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
“Tsy hanao fampisehoana, na dia fandraisana anjara fotsiny aza aho hatramin’ny volana desambra”. Mazava ny fanambaran’i Marion tamin’ny mpanao gazety. Mazava ihany...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Araka ny loharanom-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Fambolena, nahatratra 2.140 ha ny velaran-tany nisy andiam-balala norarahana fanafody, nandritra ny volana jona...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Nisy ny famelabelarana narahina adihevitra, ny 5 jolay teo, mikasika ny lohateny hoe : “Fampiofanana handrisihana ny tanora tantsaha eo amin’ny sehatry ny fambolena”, tao...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Ho any amin’ny tetezamita vaovao ihany ? Araka ny tsilian-tsofina, mety hatao any Nosy Be ny alakamisy izao ny fihaonan’ireo filoha efatra : Zafy, Ratsiraka, Ravalomanana,...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Tranoben’ny olom-boafidy sy biraom-paritry ny fitsinjaram-pahefana. Ireo no notokanan’ny praiminisitra Beriziky Jean Omer, tany Antsohihy, faritra Sofia, ny faran’ny...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Mba hahazoana antoka ny CES, tsy maintsy atao ny fanovana io andrimpanjaka io. Izay no anisan’ny fanapahan-kevitra, tamin’ny fampihaonan’ny CSC misahana ny fanaraha-maso ny...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Malala est cette courageuse militante pakistanaise des droits des filles à l’éducation qui a été blessée par balle par des extrémistes, qui...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Tonga teto amin’ny foiben’ny gazety Taratra ny tovovavy iray antsoina hoe Michella Francia, omaly, izay milaza fa nilaozan’ny vadiny atao hoe Ratsimandresy Mickaël....
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Olona efatra no hanaovana fanadihadiana eny anivon’ny mitandro filaminana ankehitriny, vokatry ny fanaovana herisetra mpivarotena iray, ny asabotsy alina lasa teo. Araka ny...