-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Un nouveau vaccin, adopté au contexte malgache, est en cours d’études d’après les informations obtenues sur le site de l’unité mixte de recherche...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
L’Union européenne poursuit ses actions de solidarité envers le peuple malgache, en dépit de l’impasse politique.
Une délégation...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Mety hisy vidiny, saingy mety ho nalefalefa fahatany fotsiny ka teny ka teny ! Hatramin’izao, mbola tsy tafapaka any amin’izay tokony hiantefany. Tsy mbola hita mazava ny hasina...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
19 jolay 2003. Nandeha voalohany ny Onjampeon’ny tanora na ny Radio des jeunes (RDJ), ao amin’ny mari-drefy 96.6 FM. 10 taona aty aoriana, tsy mbola niato ary tsy mbola nivaona...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Hotontosaina, ny 15 jolay ka hatramin’ny 8 aogositra izao any Savoie, departemanta iray any any Rhône-Alpes Frantsa, ny andiany faha-16 amin’ny «Rencontres musicales...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Manomboka amin’ity volana ity ary isaky ny tolakandro amin’ny asabotsy faharoa amin’ny volana, hahazo laka, ao amin’ny Espace Aro etsy Antsahavola, ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Feno 50 taona katroka, amin’ity taona 2013 ity, ny Fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara (Fimpima). Rasamoeliarisoa Pascaline no vehivavy voalohany nirotsaka tao anatiny....
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Ratsy ny vokatra. Izay no azo amehezana ny fiatrehan’i Madagasikara ny fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny fanatanjahantena eo anivon’ireo oniversite na ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Randrianasoloson Randy. Mpilalao tenisy malagasy anisan’ireo sangany ary mitana ny laharana voalohany eo amin’ny sokajy zandriny.
Tokony hiatrika fifaninanana any Eoropa ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Niezaka niarina ny mpilalaon’ny Makis de Madagascar, taorian’ny nahalavoany nanoloana an’i Zimbaboe. Nampiakatra ny moraliny ny mpanazatra sy ireo raiamandreny ao...