-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
Maneho hevitra ny ao amin’ny primatiora lefitra miadidy ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany (VPDAT), mikasika ireny fitokanana fotodrafitrasa maro ireny. Anisan’izany ny...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
Mbola misy fanantenana. Afaka miatrika fifidianana isika raha faran’ity volana ity no fe-potoana nomen’ny Vondrona iraisam-pirenena hisian’ny vahaolana politika, raha ny...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
"Tsapa fa mila mpitondra voafidim-bahoaka ny firenena mba hialana amin’izao savorovoro izao." Io no fanambaran’ny Fifandraisana sy hetsika ho an’ny fanjakana...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
"Ry Malagasy, aza manaiky lembenana. Tohero ny fitsabahan’ny vahiny. Tohero ny fampahantrana sy ny tsy filaminana"- "Ankolafy efatra: tapi-dalan-kaleha, mitohy ny...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nisy nahazo fanasana tamin’ny fetim-pirenena frantsay ireo mpitondra ny tetezamita, omaly. Taratra tamin’ny lahatenin’ny ambasadaoro, Sem, François Goldblatt ny...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
L’éducation est un passage obligé pour le développement de la société et du pays tout entier. Or, le niveau de l’éducation dans la grande...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray no naratra voatifitry ny jiolahy miisa dimy nitondra basy, ny asabotsy teo tao Mandoto. Saika nahanton’ireo malaso izy rehefa avy naka izay nilainy tao...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
Niara-nientana tamin'ny fokonolona eny Ambohimanandraisoa Alasora, nanadio lakandrano mirefy 200 m, ny Gasy Sangany Iorenan'Avaradrano (GSIA), ny asabotsy teo.
Nanararaotra ny haintany...
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
«Mbola tsy ampy ny isan’ny polisim-pirenena eto amintsika. Maro ireo toerana tokony hananganana kaomisera noho ny fiitaran’ny tanàna amin’izao fotoana izao....
-
Lundi 15 juillet 2013 à 00:00:00
Raikitra ny fifanjevoana tao amin’ny fitsarana ny herinandro lasa teo. Tsy nanaiky hampidirina am-ponja ity jiolahy iray voarohirohy tamina halatra teny Tanjombato.
Voatery...