-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
«Avelao hifidy malalaka amin’ireo kandidà 41 ny malagasy ary tokony hoporofoina koa fa tena misy ny demokrasia na hitsahin’ny Sadc aza. Manana ny fiandrianany isika...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mazava. Efa voalahatra, tokony ho nodinihina tamin’ ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, omaly, ny fananganana ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Nipoitra tamin’ny fanginana. Rehefa tsy nandrenesam-peo mihitsy ny federasiona malagasin’ny kick-boxing sy ny “disciplines associées” (FMKB/DA) teo aloha teo,...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mbola misy mangirana ny fanomanan’ny Malagasy ny andiany fahafito, amin’ny «Jeux de la Francophonie», hatao any Nice, Frantsa, hatramin’izao.
Tsy...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nankatoavin’ny governemanta ny fitakian’ny Sendikan’ny mpiasan’ny fizahantany (Sempifi). Fitakiana tambin-karama tokony hitovy amin’ireo mpiasan’ny...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Tapaka teo anivon’ny Lions clubs international, nivory tany Hambourg ny 5 hatramin’ny 9 jolay teo, fa ho governoran’ny district 403 B i Manana Léon. Mpikambana ao...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Anisan’ny toky tsy tanteraka nataon’ny fiadidina ny Tetezamita, ny tsy fahatongavan’ireo fiarabe (bus) hafarana avy any Sina. Tsy mbola nanomboka koa ilay asa...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Miverina ny tantara. Hitaona vahoaka hidina an-dalambe amin’ny alalan’ny «Rodorodom-panavotana» amin’izay ny Komitim-panavotana an’i Madagasikara...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Mitaky ny hampiharana ireto fepetra fito, lasitra ireto amintsika, raha mbola vonona ny hanohy sy hanaraka ny dingana famahana ny krizy sy ny hirosoana amin’ ny fifidianana, ny...
-
Jeudi 18 juillet 2013 à 00:00:00
Haneho ny heviny amin’ny mpanao gazety, etsy amin’ny Magro Behoririka ny asabotsy izao, ny ankolafy Ravalomanana manoloana ny tsindry ataon’ny sehatra iraisam-pirenena (Gic)...