-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy ho ny eto afovoan-tanànan’Antananarivo irery intsony no ahitana ireo foibe mivoy sy mikolokolo ny zavakanto sy ny kolontsaina.
Anisan’ireo fikambanana...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Herintaona sahady! Nomarihina tamin’ny hetsika ara-javakanto ny fisokafan’ny fahitalavitra Dream’in teny amin’ny CCI Ivato.
Fantatra ihany koa izao fa homarihina...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Nosoloina taratasy manokana isan’omby na Fiche individuelle de bovidé (Fib) ny taratasim-piaviana isan’omby na Certificat d’origine de bovidé (COB)....
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Natao teto Antsirabe tao amin'ny hotel Royal Palace, ny 15 sy 16 jolay teo, ny atrikasam-pirenena, manodidina ny atao hoe "système de Madrid".
Ny Ofisy malagasy momba ny...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Nifanakalozan-kevitra, omaly tao amin’ny Ibis Ankorondrano, ny fiantohana ny fambolena, fiompiana ary ny jono.
Ny Tranoben’ny tantsaha no tompon-kevitra tamin’izany,...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Le président du congrès de la Transition, Mamy Rakotoarivelo, a profité de la visite d’adieu de l’ambassadeur de Russie à Madagascar, Vladimir...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
En cette période où l’image du pays est des plus ternes, heureusement qu’il existe encore un domaine où les Malgaches brillent, notamment en...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Maty tsy tra-drano ity tovolahy iray, zandrina zandary miasa eny Mahitsy, vokatry ny vely kibay nahazo azy. Araka ny vaovao azo, resaka ady lova no niantombohan’ny disadisa ary antony...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Potika tanteraka ilay tovovavy, vao 16 taona, mpianatra amin’ny sekolim-panjakana iray eny Nanisana, taorian’ny fanolanana faobe natao azy, ny alarobia alina lasa...
-
Samedi 20 juillet 2013 à 00:00:00
Namoaka fampahatsiahivana, misy teboka fito, ny Sadc eto Madagasikara. Tokony ho tanteraka alohan’ny 31 jolay amin’izany, ohatra, ny famoahana didy hitsivolana hahazoan’ny...