-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fanamarihana ny fankalazana ny faha-100 taona nahaterahan-dRazakandraina Jean Verdi Salomon na i Dox eo anivon’ny Faribolana Sandratra.
Taorian’ny tany Antsirabe,...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
I Régis Gizavo, mpitendry angorodao sy mpamoron-kira malagasy anisan’ny mihodina indrindra any ivelany, no misolo tena an’i Madagasikara ao amin’ny « village du...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Hanatanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana, eny amin’ny Ekar Saint Laurent Alasora, ho an’ireo mpianatra hanala fanadinana avy amin’ny kaominina 14, eny Avaradrano, ny...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fotoam-pialan-tsasatra tahaka izao no manangona tsikelikely ny fitaovana ilain’ny mpianatra ho amin’ny taom-pianarana vaovao 2013-2014 ny ray...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Araka ny fantatra nandritra ny fampahalalam-baovao nataon’ny fikambanambem-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara (FMNPM) na (ANTM) omaly tetsy amin’ny Cnarp...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
219. Ireo no isan’ny mpianatra, nahavita ny taona fahatelo tamin’ity taom-pianarana 2012-2013, nahazo diplaoma “licence professionnelle”.
Ny asabotsy lasa teo no...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Nanatontosa ny fankalazana ny faha-20 taona tamin’iny taom-pianarana iny, ny sekoly L’Hirondelle etsy Anatihazo Isotry. Ny taom-pianarana 2012-2013 rehetra no ivon’ny...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Tour de France
Ilay britanika, Chris Froome, mpihazakazaka avy amin’ny klioba Sky, no nibata ny fandresena tamin’ny fihodidinana an’i Frantsa, eo amin’ny hazakazaka...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Na mbola maro aza ny ankizy ao anatin’ny fanomanana ny fanadinana, nisy ihany ireo niatrika ny dingana voalohany tamin’ny «Tournoi Fedsat», nokarakarain’ny...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andro fahatelo, omaly, ny fifanintsanana eo amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy U20 zazalahy sy N1B vehivavy. Mampiseho...