-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Renim-pianakaviana iray no voasambotry ny polisy teny amin’ny trano fonenany eny Andrefan’Ambohijanahary, afakomaly. Voalaza fa nisoloky ho mpiasam-panjakana ambony ao...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Taorian’ny korontana nitranga teny Analakely, omaly, nisahotaka be ihany ny olona sasany, na lavitra ny toerana nisehoan’ny savorovoro aza. Rangahy iray handeha hiampita no...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisin’ny BC Anosy sy ny Commissariat Central ao Toliara, ny alin’ny 19 jolay lasa teo tao Toliara, ny lehilahy iray antsoina hoe Augustin.
Voarohirohy ho...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Nampivarahontsana ! Olona miisa fito no indray maty tsy tra-drano, valo kosa naratra mafy. Io no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Antsingy, anelanelana’i Maintirano sy Morafeno,...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Namoaka ny «Didy fitony» koa ny mpandaha-teny tao amin’ny Magro Behoririka, afakomaly. Anisan’izany ny fampodiana ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana. Ny maha...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
"Manomboka izao, vaky ny ady eo amin-dRajoelina sy ny Avotra ho an’ny firenena ", hoy ny filoha nasionalin’ny antoko, Razafimanantany Emile, teny Analakely, omaly....
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Raha tsy nahemotra, mbola amin’ny andro tsy fantatra, tokony ho anio ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany. Noho ny tsy mbola fivahan’ny olana politika no...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Voailika tanteraka ! Nivoitra tamin’ny filankevitry ny governemanta, omaly teny Mahazoarivo, fa mitovy lenta amin’ny asa ataony amin’ireo mpitsara voafidin’ ny...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy hihemotra amin’ny fanapahan-keviny. Nanamafy ny hisintonany ny firotsahan-kofidina, omaly, ny filohan’ny CST, ny Jly Rasolosoa Dolin.
«Na lavin’ny CES na tsia...
-
Mercredi 24 juillet 2013 à 00:00:00
“Iza no marina, ary inona no tena dikany?”, hoy ny filohan’ny CENI-T Atallah Béatrice manoloana indrindra ireo fifanipahan-kevitra izay avoakan’ny SADC...