-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
L’avenir du processus électoral est sérieusement hypothéqué par la situation politique. Alors que certains partis politiques commencent à...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Depuis le 3 mai, date à laquelle la Cour électorale spéciale (CES) a sorti sa première décision, cette Cour continue d’alimenter les débats. Et...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
“Mitohy hatrany fa tsy mba misy “tetezamita” ny ady atao amin’ny VIH/Sida …”
Izany no fanambarana nataon-dRatsimamanga Nirina, DDR ao...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Niofana momba ny fanatanterahana vokatry ny tolobidy araka ny voalazan’ny bokin’andraikitra mahakasika ny kojakoja sy fanafody ilaina amin’ny fananahana ara-pahasalamana ny...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Niatrika ny fanadinam-panjakana faharoa Bepc ny mpiadina 11 265 mianadahy ao amin’ireo Cisco efatra ao Amoron’i Mania: Ambositra, Ambatofinandrahana, Manandriana ary...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nizotra tao anaty filaminana ny Bepc, omaly tontolo andro, ankoatra ny olana madinidinika izay voavaha avokoa. Manomboka avy hatrany koa ny fitsarana ny taratasim-panadinana amin’ny...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Raha ny famaritan’ireo manampahaizana manokana momba ny tantara sy ny fomba amam-panao : « ny fananana tanindrazana, tenindrazana, tantara sy fomba amam-panao» no maha...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy teto an-toerana ihany fa hatrany ivelan’i Madagasikara mihitsy no niriariavan’ny tsipy teny «Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko».
20 taona...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
BFT Analamanga. Io no ekipa nandrombaka ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy N1B vehivavy. Fifaninanana notanterahina tany Mahajanga, tao amin’ny kianja mitafo,...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Mikarakara fifaninanana nomena ny anarana hoe “Tournoi du Marovatana”, ny seksion’ny tenisy ao Marovatana.
Hotanterahina ny 5 ka hatramin’ny 17 aogositra izany,...