-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Miala any ny rivodoza. Horoahin’ny fitondrana Tetezamita ireo lehiben’ny faritra sasantsasany. Voalazan’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, omaly, fa noho ny...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina nandritra ny filankevitry ny minisitry, omaly, ny famoahana tetibola 2 miliara Ar hiadiana amin’ny valala. Fanapahan-kevitra noraisina ny volana jolay teo...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Efa mijoro ara-panjakana izao, hatramin’ny 2012, ny kaôperativa Mpitrandraka malakita Ambatovarahina (M.M.A) ao Soavina, kariera Voenana,...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Mety horombahin’ny kandidà Ibrahim Boubacar Keïta (IBK) ny fandresena amin’ny fifidianana filoham-pirenena any Mali, natao ny 28 jolay teo.
Misongadina ary...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo miaramila, tafiditra amin’ny gadra politika mbola any Tsiafahy ny Jly Raoelina sy ny Kly Djadifar ary ny GPIIC, Fikisy na anisan’ ireo nahazo ny...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Nihaona tamin’ny mpandraharaha sy mpampiasa vola vahiny tany Roma Italia Raharimanana Patrick, kandidàn’ny Vitatsika io, tamin’ity herinandro...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
“Ny alin’ny alarobia 31 jolay, hifoha ny 1 aogositra 1985 no nanafihan’ny tafi-panjakana tamin’ny fitondrana Ratsiraka tamin’ny alalan’ny tifitra...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Tapitra halina ny fe-potoana tokony hialan’ireo kandidà telo, araka ny fitakian’ny Gic-M. "Tsy baiko ny fe-potoana 31 jolay nomen’ny Gic-M", hoy ny...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
Tsy mikoso-maso amin’ny fampandriana fahalemana ny firenena ny avy ao amin’ny zandarimariam-pirenena ary afaka miatrika ny andraikiny anatin’izany...
-
Jeudi 01 aout 2013 à 00:00:00
«Mettre fin à la violence à l’encontre des enfants». Telle est la nouvelle initiative que l’Unicef vient de lancer, d’après le...