-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Mihamahantra ny ankamaroan’ny Malagasy, ankehitiriny. Tsy azo lavina izany satria ny tatitra nataon’ny Banky iraisam-pirenena farany teo, nanambara fa 4 .000, isan’andro, ny...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Tsy mahavita azy! Zara raha nisy ny ezaka nataon’ireo mihazona ny fitondrana hiarovana ireo niharan’ny fampijaliana, nandritra ny fanondranana an-tsokosoko natao.
Misongadina...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Olana iray lehibe atrehin’ny ankamaroan’ireo tanora vao vita fianarana ankehitriny ny tsy fahampiana traikefa eo amin’ny lafiny asa. Ahoana no ahafahan’ny mpianatra...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
An-jorom-bala ! «Mahatsiaro tena ho tena sahirana izahay rehefa hanatanteraka fifidianana». Nisongadina io, omaly, nandritra ny resaka nifanaovana tamin’ny...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Vita ny lalana mirefy 650 m mitondra ao amin’ny CHR Moramanga ary nohatsaraina ny fotodrafitrasa sasany ao amin’ny hopitaly. Asa vita vokatry ny famatsiam-bolan’Ambatovy...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Anjaran’ny fokontany Anatihazo Isotry, omaly, no nanaovana ny “atero ka alao”. Nisy ny fampitaovana ny fokontany tamin’ny alalan’ny milina fanoratana vaovao sy...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Ho fantatra amin’ny herinandro ireo handrafitra ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) vaovao. Fe-potoana farany handraisana ny anaran’ireo ho mpikambana ny 8...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
«Mpitarika maka lesona amin’ny tantara, mametraka maridrefy sy fanamby». Io indray no vela-kevitra nifarimbonan’ny Fondation Friedrich Ebert (FES) sy ireo mpiara-dia...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Tratry ny rivo-doza ! Notapahin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo ny hanesorana ireo lehiben’ny faritra miisa 8. Anisan’ny voailika i Mahavimbina Alain, ho...
-
Samedi 03 aout 2013 à 00:00:00
Mihamafana ny resaka politika. Nampihorohoroan’ny fanjakana tetezamita ny talen’ny Sehatra maitson’Antsahamanitra, ny Pastora Rarivoson Dinand. Efa nampisamborina tany...