-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Misy zavamaneno tsara indrindra noho ny feo ve ? Antony iray mahakanto hatrany ny “a capella” izany, indrindra rehefa tsara rindra ny gadona. Hitrandraka ity mozika ity ny Mada...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Miverina ny fanomezana fanampim-pampianarana na «cours» maimaimpoana, amin’izao alohan’ny fanadinana bakalorea izao. Manoloana ny fahamaroan’ireo andoavam-bola...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Efa ho iray volana izay, natao peta-drindrina tamin’ireo taxi-be rehetra miasa eny Ivato ny fiakaran’ny saran-dalana ho 500 Ar. Misafotofoto ny sain’ny mponin’Ivato...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy 67 ha ny fampiofanana ireo marenina mahakasika ny fahaiza-mitarika. Mandray anjara amin’izay ireo solontenan’ireo...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
«Fotoana tsy mampandeha ny varotra atody izao, tsy sahala amin’ny andro fety», hoy ny mpamongady sady mpivarotra atody eny amin’ny tsenan’ny tantsaha eny...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny enim-bolana voalohany, sekoly 20.700 no nahazo ny fanampiana avy amin’ny fanjakana nialoha ny fidirana tamin’ny taom-pianarana 2012-2013, ho an’ny...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Notontosaina omaly alatsinainy, tany Morondava, tany niaviany, ny fandevenana ny nofo mangatsiakan’i Mosa, ilay mpilalao baolina fahiny tao amin’ny ekipam-pirenena malagasy ary...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Raha misy taranja iraisana, mandeha sy mitondra avo ny voninahitry ny firenena amin’izao fotoana izao dia ny rugby. Ny zavatra tsikaritra anefa, toa mitady hiverin-dalana indray ity...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
Tsy anisan’ireo manatrika fivorian’ireo minisitry ny fanatanjahantena ho amin’ny lalaon’ny CJSOI 2013 ny minisitra Botralahy Gérard.
Efa nanambara ny tsy...
-
Mardi 06 aout 2013 à 00:00:00
CES- 4 candidats pour les administrateurs civils
Jusqu’à hier dans l’après-midi, seuls quatre candidats se sont manifestés pour représenter les...