-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Niampy ny toeram-pitsaboana. Nanomboka ny asa fanorenana Hopitaly iraisam-pirenena eny amin’ny kaominin’Anosiala, tamin’ity herinandro ity. Fiaraha-miasan’ny...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy omaly, tetsy amin’ny akanin’ny marenina 67 ha ny fampiofanana ireo mpitarika fikambanana mitaiza marenina.
Nisongadina nandritra ny...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Misy ny mpianatra mahay fa tsy mahay miatrika fanadinana. Tranga mpiseho matetika izany ary tokony ho fantatry ny ray aman-dreny sy ny mpiadina rehetra.
Inona ny endrika fanomanana...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Hiavaka kely ny tsidi-bohitra an-tongotra, hotontosain’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana), anio. Ny sisa amin’ ireo asa tanàna navelan’i Jean...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Ny mozika tsy voafehin’ny sisin-tany! Notanterahin’ny Groupe The Rom’s tokoa io fomba fiteny iraisam-pirenena eo amin’ny tontolon’ny hira io.
Samy...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Omaly no notanterahina teny Anosimanjaka ny tohin’ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy ho an’ny fikambanana Zanadranavalona.
Antso roa avy hatrany no nipoitra nandritra ny...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Velaran-tany midadasika an’ny voanjo mpanjanaka taloha mitondra ny anarana “Alexander” eny amin’ny fokontany Antsirabe Avaratra no vita zara ampahany ara-panjakana...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Manahirana ny fitaterana eto an-dRenivohitra, tsy ny fifamoivoizana ihany fa ao koa ireo fiara tsy manana taratsy ara-dalàna.
Hanara-maso sy hanamarina izany ny kaominina...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Nangina Antsahamanitra. Tsy nahazo olona loatra ny Komitim-panavotana an’i Madagasikara (KPM), nitaona an’Antananarivo haneho hevitra tao an-toerana, omaly. Tsy lavin’ny...
-
Samedi 10 aout 2013 à 00:00:00
Nolanian’ny filankevitry ny minisitra, omaly ny fanendrena ireo ho mpikambana vaovao eo anivon’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES). Anisan’ny andraikitra...