-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Nisafidy ny tsy hanolotra, mpitsara eo anivon’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) ny eo anivon’ny ankolafy Zafy Albert.
18 ihany ireo mpikambana voatendry...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Atao resabe sy ifandirana ny fiandrianam-pirenena. Ho an’ny kandidà ho filoham-pirenena sady minisitry ny raharaham-bahiny, Rajaonarivelo Pierrot, tsy an’izay miteny...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
«Aoka izay ny kilalao sy didy jadona tsy rafesi-mandidy fa potika sy rava ny firenena ary ny soatavina. Ampy izay fa andeha isika hiara-dia hamonjy ny tanindrazana iombonana...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
"Toe-javatra vaovao no misy an’i Madagasikara amin’izao fotoana izao", hoy ny filohan’ny Otrikafo, Rajaona Andrianjaka, tamin’ny mpanao gazety, teny...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Hiverina hivory indray ny Vondron’ny mpanelanelana iraisam-pirenena misahana an’i Madagasikara (Gic-M) ny fiandohan’ny volana septambra izao raha tsy misy ny fiovana.
...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Niampy 480, nanomboka ny asabotsy lasa teo, noho ny fivoahan'ny mpianatra vita fiofanana tao amin'ny fikambanan'ny Mpikabary katolika (Mpikalo) ny isan'ny mpikabary eto...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Tsy afaka nanolotra solontena handrafitra ny CES vaovao ny vondrona UDR-C izay tarihin’ny Lahiniriko Jean. Antony, satria lasa antoko politika nanomboka ny 6 aogositra lasa teo ny...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Mihitsoka ary latsaka lalina ny toerana misy ny firenena malagasy ankehitriny, araky ny fijerin ’ny CT Ratsimbazafy Jean-Paul «Tsimirehadava» avy ao...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
Andrasana ny fametraham-pialan’ireo kandidà izay nangatahin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny fialany ao anatin’ny lisitr’ireo.
Tahaka izany koa ireo...
-
Lundi 12 aout 2013 à 00:00:00
La composition des membres de la CES est connue depuis, vendredi. Ils sont au nombre de 18 qui vont prêter serment ce jour à la grande salle de la Cour suprême à...