-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Ny ekipan’ny Estrella sy ny Esca no tena nisongadina ary nandrombaka fandresena be indrindra teo amin’ny “3e Open international de l’ocean Indien”,...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Andro telo izay no tontosa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ ny taranja atletisma, tontosaina any Rosia. Hatreto aloha, mitarika amin’ny fahazoana medaly...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fanomanana ireo lalao iraisam-pirenena samy hafa ankehitriny ny Makis, sokajy “senior”. Ho fiatrehana izany, hohamafisina ny fiarovantena ary hianarana ny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Manohana ny asa ataon’ilay vaomiera manokana momba ny andramena sy ny hazo sarobidy (Comité de pilotage) ny mpiara-miombon’antoka vahiny ara-bola sy/na ara-teknika (PTF),...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Mitotongana be tamin’ity taona ity ny varotra fiara efa niasa avy any Eoropa. Fanamarihana nataon’ny mpandraharaha iray amin’ity sehatra ity izany.
Nambarany fa noho ny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Herinandro vitsivitsy izay, lasa resaka eny amin’ny fokontanin’i Talata Andraikiba sy ny manodidina ny fahitana ny ranon’ny farihin’Andraikiba izay zary lasa...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Betsaka ireo manao asa tanana avy amin’ny hoditra eto Madagasikara, toy ny hoditr’osy, ondry, voay, bibilava, omby.
Ny avy amin’ny hoditr’omby no be mpanao...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Nohitsin’ny praiminisitra Beriziky Omer ny antony tsy mampahomby hanakanana ny trafika andramena ankehitriny.
Anisan’ny novakiny bantsilana ny lafiny fitsarana sy ny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Raha tsy misy ny fiovana, hifidy ny ho filohany ireo mpikambana 18 mandrafitra ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) anio etsy Ambohidahy. Anisan’ireo kandidà...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela. Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), omaly araka ny didy navoakany, ny hitsivolana niainga teo anivon’ny filankevitry ny minisitra,...