-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Loza ! Nampiaka-peo ny manampahaizana malagasy, toa an-dRatsimbazafy Jonah, fa ho ringana tanteraka ny gidro eto Madagasikara afaka 20 na 25 taona, raha mitohy izao fanimbana ny ala...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taona ny fetim-pirenena indianina, omaly 15 aogositra, notsiahivin’ny governemanta indianina ny tombontsoa eo amin’ny fifanakalozana...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Na fotoan’ny fialan-tsasatra aza izao, misy fotoana ihany mampitombo ny mpandeha fa tsy isan’andro. Amin’ny ankapobeny, ireo mpandeha mpitondra entana, mpivarotra no...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Tontosa, afakomaly tao anaty firahalahiana, ny famindram-pitantanana teo amin-dRazanakolona Paul, lehiben’ny faritra teo aloha, sy Andriamasimanana Samuel Bertin, lehiben’ny...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Anisan’ny minisitra dimy voalohany nanongana ny filoha teo aloha Ravalomanana Atoa Rakotomihantarizaka Organès, ny taona 2009.
Ankehitriny anefa, anisan’ny mangataka...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fanilihana kandidà ho filoham-pirenena. Nametraka taratasy fitakiana ny fanesorana ny kandidàn’ny Hiaraka isika, ny Jly Vital Albert Camille, tao amin’ny...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Hanolo-kevitra fotsiny ihany. «Tsy handray fanapahan-kevitra ireo solontenan’ireo filoha efatra fa handinika isaky ny andininy ny fehinkevitry ny fihaonana teny Ivato ary...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela ! Ranolava ny fametrahana fitoriana, nataon’ireo antoko sy kandidà tao anatin’ny fe-potoana nofaritan’ny lalàna hanaovana izany ao...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Misokatra ao amin’ny Carlton, omaly, ny « Festival du fim indien » na ny hetsika fampahafantarana ny horonantsarimihetsika indianina.
Nampifanandrifina...
-
Vendredi 16 aout 2013 à 00:00:00
Dans le cadre de la célébration du 66e Anniversaire de l’Indépendance de la République de l’Inde, l’Ambassade de l’Inde à...