-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nanamarina ny minisiteran’ny fiompiana, fa noho ny lafiny tontolo iainana no mahatonga ny tantely eto amintsika ho ringana.
Eo koa ny aretina mpahazo ny tantely (toy ny varoazy),...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Tsy nampoizina. Niova haingana ny raharaha. Kandidà ho filoham-pirenena ihany ny minisitry ny Vola, Rajaonarimampianina Hery.
Natolotr’ireo kandidà voailika, ny Dr...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Ranolava ! Niteny indray koa ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI). Nanao antso avo ho an’ny mpanao politika izy ireo.
«Tokony hajaina ny lalàna mba...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nihiboka an-trano indray toy ny fanaony tao amin’ny Ekar Faravohitra ny FFKM sy ireo solontenan’ankolafy na vondrona efatra, Ravalomanana, Zafy, Rajoelina, Ratsiraka, omaly...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Higadona anio indray ny lehiben’ny mpanelanelana eo anivon’ny Sadc, Joaquim Chissano sy ireo delegasiona tarihiny, araka ny fanambaran’ny foibem-pifandraisan’ny Sadc...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nifanotofan’ireo kandidà ho filoham-pirenena na ireo solontenany ny eny amin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES), omaly.
Tsy nanamafy firotsahana na...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
La nouvelle Cour électorale spéciale (CES) est exclusivement composée de magistrats. Juriste de formation, je n’en veux pas à mes collègues.
Mais...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Tontosa tao Toamasina ny 16 aogositra hatramin’ny 18 aogositra ny ivon’ny fankalazana ny jobily faha 45 nijoroan’ny FJKM.
Tsy kisendrasendra no nisafidianana ny...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Tranga nampitangorona mpandalo ny fifandroritana renim-pianakaviana roa teny amin’ny tsenan’Anosibe, amin’iny moron-dàlana ho any Anosizatio iny, omaly vao...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nanao fivahiniana masina tany Miarinarivo Itasy ny kristianina ao amin’ny paroasy Kristy Mpanjaka Manjakaray, ny alakamisy 15 aogositra teo.
Kristianina 1100 no nandray...