-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Ny fifidianana irery ihany no antoka hiverenana amin’ny lamina demokratika. Vao nanamafy izany indray, omaly, ny KMF/Cnoe.
Raha ny fanadihadiana nataon’izy ireo,...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Atleta fito mianadahy avy amin’ny taranja telo, ny Lutte, judo ary atletisma, no hiatrika ny lalaon’ny tany miteny ampahany na manontolo ny firenena miteny frantsay «Jeux de...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Niatrika ny lalao sakana mandroso ireo ekipa 20, any Eoropa, eo amin’ny fiatrehana ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fanomanana fatratra ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany «Mondiaux 2013», taranja kick-boxing, ankehitriny, ny ekipam-pirenena malagasy.
Mitaraina...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Nanomboka, omaly, ny fitsarana ireo taratasim-panadinana ho an’ireo taranja efa vita ho an’ny fanadinana bakalorea 2013. Eny amin’ny oniversiten’Antananarivo no...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Notontosaina nandritra iny herinandro faharoan’ny volana aogositra iny ny tsenaben’ny kaominina Ambatomena, distrikan’Antsirabe, nampitondraina ny anarana hoe :...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Navoaka, omaly, ireo mpanara-maso ny varotra sy ny fifaninanana, andiany faha-5, mitondra ny anarana «Sahi*». 24 mianadahy izy ireo nanao fianianana, omaly, tao amin’ny...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Fotodrafitrasa maro no novatsin’ny Primatiora lefitra miadidy ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany (VPDAT) ara-bola any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana.
Afa-po ny...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Novalin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny fitoriana sy fitarainana nataon’ny ankolafy Ravalomanana, momba ny maha kandidà ara-dalàna...
-
Jeudi 22 aout 2013 à 00:00:00
Ho raikitra ihany. Hamoaka ny tetiandrom-pifidianana vaovao, anio tolakandro, ny Cenit, araka ny fanazavana azo teny Alarobia.
Feno rahateo ny fepetra hahafaha-miatrika izany, raha ny...