-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Tsy manaiky hatramin’ny farany ? Nandon-tabatra ary nivoaka ny efitrano, nihaonana tamin’i Chissano ny ankolafy Zafy tetsy Antaninarenina omaly.
Nambaran’izy ireo fa...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Sambany niseho indray ny Filankevitra ho amin’ny fampihavanam-pirenena (FFM), andrimpanjakana iray ao anatin’ny tetezamita.
Nambaran’ny filohany, ny Jly Rakotoarison...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Hivoaka amin’ny fanginany raha tsy heno sy tsy hita elaela. Hanao fanambarana, ambara fa lehibe, ny filoha Rajoelina, anio.
Efa natsidiny, omaly, izany raha nitsodrano ny...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
L’équipe nationale « Makis Juniors » a été reçue en premier par le Président de la Transition hier à Ambohitsorohitra. Cette...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Foulpointe Toamasina amin’izao fotoana izao, raha ny tatitra azo avy amin’ny zandarimariam-pirenena. Bengalow miisa telo no indray...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Nanao hetsika ho fiarovana ny tanànany ireo fokonolona eny Morarano Atsimo manoloana ny fikasan’ny sasany hanala azy eo amin’ny toeram-ponenany. Araka ny fanazavan’ny...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Nifarana omaly ny fanadinam-panjakana bakalorea 2013. Nisento avokoa ireo mpiadina ary samy nanana ny fomba nanehoana ny fidirana amin’ny fialan-tsasatra ny rehetra.
Betsaka no efa...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Voasambotra tao an-tranon’olona iray eny Anosizato Atsinanana ny lehilahy iray nanao fanamiana mpitandro filaminana, ny alarobia tolakandro lasa teo. Efa tany ambony rihana ilay rangahy...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy avy any Ambatofinandrahana ny lehilahy iray, 40 taona, izay efa nokarohina ela noho ny famonoana olona tamin’ny fomba feno habibiana.
Tany Anjomanakona...
-
Vendredi 23 aout 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy ekonomika ao Anosy, ny alakamisy teo tany Toamasina ny lehilahy iray antsoina hoe Emile (44 taona). Fisandohana sy fisolokiana ny olona no heloka anenjehana ity lehilahy...