-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
« Nanohina tombontsoa manokana, angamba, ny fanentanana nataoko tsy hampanaiky lembenana ny mpanjifa. Andramana horohoroana aho, amin'izao fotoana izao, mba hampihemotra ahy...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
L’Ambassade des Etats-Unis a hébergé hier la cérémonie de remise de certificat de l’English Teaching Program (ETP) à l’intention de 128...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Nikorontana, noho ny fomba fiasan'ny koperativa mpitatitra amin'ny zotra Ivato-Antananarivo, indray ny mpandeha teo amin'ny fiantsonan'ny Vatobe-67 ha sy ny tao Vassacos, omaly...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Vazaha iray antsoina hoe Brunel Albert no notafihin’ny jiolahy miisa valo nitondra basim-borona tany Anjaha Toliara II, afakomaly. Basim-borona marika browning, bosquette calibre 12 sy...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Nieren-doza ireto tovolahy roa, voasambotry ny fokonolona teny Ivanja, Ambohitsoa, eny Mahazoarivo. Tokony ho tamin'ny 9 ora maraina, tra-tehaka nisoloky vato izy mirahalahy ary saika...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Nomen'ny filohan'ny Tetezamita toromarika hentitra ny minisiteran'ny Asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy, omaly nandritra ny filankevitry ny minisitra teny amin'ny...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Tsy azo iainana! Mandry an-driran'antsy andro aman'alina ny mponina ao Miandrivazo manoloana ny asan-dahalo any an-toerana.
Dahalo ampolony maro no nanafika tao Ibofo Ankotrofotsy....
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Jiolahy raindahiny amin'ny fanafihana mitam-piadiana antsoina hoe Lavavolo no voasambotry ny polisy teny Tsarahasina, ny alatsinainy lasa teo.
Araka ny fampitam-baovao avy amin'ny...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Hivadika ho ady eo amin'ny tompon'omby sy ny mpamboly ny olana ateraky ny hetraketraky ny mpiompy ao anatin'ny kaominina ambanivohitra Tsararano, Ambalajia ary Mangabe, distrikan'i...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Fandriampahalamena sy ny fitantanana ny raharaham-baohaka. Tsy afa-misaraka izany raha tiana ny hametraka fampandrosoana maharitra sy mahomby.
Nahazo trano hatao “poste...