-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy mazava. Raha nambaran’ny federasion’ny wushu eto Madagasikara fa firenena 43 no nasaina hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’ i Afrika, taranja wushu, voalaza fa ny 28...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Nody maina fa tsy nisy namokatra ireo atleta malagasy mirahalahy, niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “junior”.
Fifaninanana notanterahina tatsy...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Ny 18 ka hatramin’ny 28 septambra, folo andro be izao no ahafahan’ireo mpankafy mandihy sy te hahay mandihy mianatra manokana ny «tango». Izany dia tafiditra ao...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola azo ilalaovana ny Teatra monisipaly etsy Isotry… Na izany aza, tsy miraviravy tanana ireo ao amin’ny tontolon’ny teatra, fa miezaka hatrany ny hamelona ity...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy anarana vaovao, satria efa nampisalorany ny “studio” izany. Mbola nataon’i Mikakely anaran’ny tarika izay natsangany ihany koa ny hoe Rhythm’ika.
Lanto...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Namoaka fanambarana ny ministeran’ny Varotra, mampahatsiahy ny rehetra fa misy ny endrika samihafa ataon’ny olona manana fikasana hisoloky. Araka izany, hamafisin’izy ireo...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy hiverenana intsony ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahaizana fa ny aretina varoazy no mamono ny tantely eto Madagasikara. Na «mody» tsy manaiky izany aza ilay vahiny...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy vitsy ireo tompon’ny fiara sahirana rehefa tojo olana, miandry onitra avy amin’ny trano fiantohana an’ny andaniny, indrindra raha nisy fifandonana tamina...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Sorohina dieny izao izay mety ho disadisa sy korontana manodidina ny fifidianana. Nomena fiofanana mikasika izany ireo mpikambana ao anaty firaisamonina sivily, mba ho mpanelanelana aloha,...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Napetraka tamin’ny fomba ofisialy, ny zoma teo, ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, vaovao Ramaromihisa Sylvestre José Mathias. Namantana ny karaman’ny mpiasa, trosa...