-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Faralahy hatrany! Tsy afaka ny hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny sokajy kolontsaina, mandritra ny andiany fahafito amin’ny “Lalao’ny...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo zavatra nitobaka tampoka ary nanenika haingana izao tontolo izao mihitsy ny dihy zumba. Tsy afa-bela amin’izany ny eto Madagasikara.
« Maniry, toy ny...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Efa tonga eto Antananarivo, ny faran’ny volana aogositra, ny solontenan’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fambolena sy ny sakafo (FAO). Patrice Talla...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Mahatratra 65.000 eo ho eo ny isan’ny mpampianatra Fram am-perinasa, amin’izao fotoana izao. Ny antsasa-manilan’ireo no mpikambana ao anatin’ny Association nationale...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Tonga teny amin'ny minisiteran'ny filaminana Anatiny eny Anosy, omaly nanolotra ny amboara tamin'ny minisitry ny ekipan'ny baolina kitran'ny minisitera sokajy...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Miditra eo amin’ny dingan’ny famaranana, ankehitriny, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy «Open». Fihaonana tanterahina amin’ny...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny herinandro fahavalo ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ Analamanga, taranja rugby “Top 14”. Noho ny tsy fahazoana ny kianja Makis...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Nanomboka, omaly etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, eo amin’ny taranja wushu.
Firenena enina ihany...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Feno 10 taona ny fiangonana loterana (FLM) Ambohimanambola. Nanamarinana ny taon-jobily ny fananganana ny lycée privé Martin Luther.
Nilaza ny pastora Ratefiarivony Jacques...
-
Vendredi 06 septembre 2013 à 00:00:00
Fotoana fanomanana ny fidiran’ny mpianatra an-dakilasy ny volana septambra. Efa somebiseby ny ray aman-dreny mifantina tsara ny sekoly hianaran’ny zanany, indrindra ho...