-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Noho ny vokatra tsara, ka nahazoan’ny katitakely malagasy ny laharana faharoa, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany «Mondiaux Juniors», taranja tsipy...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Mazava. Tsy mbola teraka aloha, hatreto, ny handimby sy handresy an’i Chan Yu avy amin’ny klioba Ama eo amin’ny fifaninanana run. Voahosotra ho tompondakan’i...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Andro fahadimy izao ny fifaninanana amin’ny “Lalaon’ny tany miteny frantsay” na «Jeux de la Francophonie», atao any Frantsa.
Hatreto, tsy mazava ny...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
La production de sucre à Madagascar aurait été record en 2012, atteignant 100 000 tonnes (t), soit la capacité maximum des raffineries existantes dans le pays,...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Vita zara ampahany ara-panjakana tamin’ny mponina nanajary azy ampolo taonany maro amin’izao fotoana izao, ny velaran-tany midadasika an’ny vazaha mpanjanatany taloha...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Nisokatra, nanomboka ny volana avrily teo, ny Packyellow, eo Antanimena. Safidy vaovao ho an’ny mpanjifa mividy izay zavatra tiany amin’ny alalan’ny internet (vente en...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Ela nandrasana. Nivoaka ihany, omaly, ny didim-panjakana fanaikana ny mpifidy hiatrika ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 25 oktobra...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Afa-po amin’ny fanapahan-kevitry ny CES sy ny firosoana amin’ny fifidianana ny Federasionin’i Rosia.
Izay no fanambaran’ny ambasadaoro vaovao, Sem Ahkmedov...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy araka ny voalaza. Efa nanomboka ny fanontana ny biletà tokana any Afrika Atsimo, hiatrehantsika ny fifidianana filoham-pirenena.
Efa naloa vola tamin’ny alalan’ny...
-
Mercredi 11 septembre 2013 à 00:00:00
"Antso avo no ataonay, manasa amim-pitiavana anareo kandidà 33 amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena mba ho tonga eny amin’ny CCI Ivato, ny 12 septambra, mba hanao...