-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy tontosa hatramin’ny farany, ny fihaonan’ny FBI avy ao Anosivavaka sy ny Spartak Antanjobe. Baolina kitra lalaovina olona fito, ary niadiana amboara, tamin’ny «Tournoi...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Nanatanteraka ny fihanianany teo amin’ny fitsarana ambony, omaly, ireo mpanara-maso ny asa vaovao 18 mianadahy. Nivoaka tamin’ny sekoly ambony Enam izy ireo. Araka ny nambaran’ny...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
« Latsaka ambany ny vola miditra amin’ny mpitatitra ka tsy afaka manome kalitao ho an’ny mpandeha intsony », hoy ny filohan’ny UCTU*, Andrianambinintsoa...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Noraisin’ny minisitry ny vola sy ny tetibola, Rasoloelison Lantoniaina, omaly, ireo solontena avy amin’ny sehatra tsy miankina (Gem, Sim, Fivmpama) sy avy amin’ireo banky....
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Napetraka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tany Morondava, ny filoha vaovao ny faritra Menabe, Gilbert Romain. « Haverina ny tanjaka ara-toekaren’ny faritra », hoy izy,...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Tany amin’ny faritra Atsinanana ny dian’ny kandidàn’ny fikambanana Hery vaovao hoan’i Madagasikara, Rajaonarimampianina Hery, omaly. Nanteriny tamin’ny...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Totoafo ny fitetezam-paritry ny kandidàn’ny Hiaraka isika, Camille Vital. Ny ilany Atsinanan’ny Nosy sy Antananarivo no noteteziny, nanomboka...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Le Mouvement pour la démocratie à Madagascar (MDM) a dévoilé hier, lors d’une rencontre avec la presse au Colbert, le comité de soutien au candidat Pierrot...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Comme toujours, l’observatoire de la vie publique, le Sefafi, ne manque pas une occasion pour apporter son analyse sur l’actualité au pays.
A la veille du...
-
Samedi 14 septembre 2013 à 00:00:00
Il est facile d’imaginer la colère de Marc Ravalomanana actuellement en Afrique du Sud eu égard à la déclaration de sa femme, Lalao Ravalomanana, affirmant son...