-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny dingana fahefatra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny familiana fiarakodia.
“Rallye Orange Sicam”, izay mety hanamarika ny...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo firenena efatra, aty Afrika, nosafidin’ny federasiona iraisam-pirenena (IRB) hametrahana ny tetikasa “Get into rugby” i Madagasikara. Tanjona, ny hampidirana...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Fandaharanasa vaovao vatsin’ny fiaraha-miasa ary mikendry fampandrosoana ny toekaren’ny faritra ny Matoy (Miara-miasa ho antoky ny toekarena ifotony). Ny fiaraha-miombon’antoka...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Feno 25 taona ny sekoly manofana ny matihanina amin’ny asa vaventy sy ny fanorenana (BTP), Ivontoeram-pirenena ho an’ny fotodrafitrasa (Ininfra ) eny Alarobia Antananarivo.
Ny...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Mifamotoana sy mitaona ny vahoaka ho eny anoloan’ny tranombokim-pirenena, anio maraina, ireo anatin’ny vovonana Malagasy ho an’ny tanindrazana.
Haneho ny heviny...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Naharitra ora iray sy sasany ny fivoriana teo amin’ny filohan’ny Cenit, Rtoa Attalah Béatrice sy ireo minisitra telo lahy misahana ny fitandroana ny filaminana, ny...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
”Mpitondra napetraky ny zava-nitranga, tsy ampy jery lavitra, tsy ampy fahaiza-manao, somary diso lalana tamin’ny teti-pitondrana... no nisy teto”.
Anisan’ny...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fitsidiham-paritra ataon’ny ”kandidà N° 6”, Andrianainarivelo Hajo. Nakotroka ny fandraisan’ny mpanohana azy ao Toamasina, Ambatodrazaka......
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Prêt à écrire une nouvelle page pour Madagascar. Le candidat de la Plateforme des jeunes (PNJ) Mazava, résume sa vie ainsi que ces convictions dans un livre de 169 pages...
-
Samedi 21 septembre 2013 à 00:00:00
Sensibilisation des citoyens pour les élections : lancement ce jourA quelques jours de l’ouverture officielle de la campagne électorale, la Cenit organise ce jour le lancement...