-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy tontosa hatramin’ny farany indray ny lalao famaranana teo amin’ny sokajy lehilahy, nikatrohan’ny GNVB sy ny AS Tiavo, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny sehatra tena vesaran’ny krizy lavareny eto amintsika ny fanorenan-trano sy ny asa vaventy (BTP).
Nambaran-dRtoa Rabezandrina Nirina, tale ara-barotra sy ny...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
"Manantena sy matoky aho fa hanao izay hevitra rehetra hiverenan’i Dada aty an-tanindrazana ny kandidà izay atolotsika", hoy ny filoha teo aloha,...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Nanao ranolava ny fihaonan’ny mpanao politika tamin’ny mponina aty an-drenivohitr’i Vakinankaratra ny faran’ny herinandro lasa teo. Nifamotoana tamin’izy ireo ny...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Nitohy tany atsimon’ny Nosy ny dian’ny kandidà Vital Camille sy ireo mpiara-dia aminy.
Taorian’ny fitokanana ny foibe toeran’ny « Hiaraka isika » ao...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Mbola toerana telo ihany no misy fandidiana ny fahavoazana vokatry ny dona manerana an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao.
Tsy ampy rahateo koa ny isan’ny mpandidy...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
La situation de crise qui sévit dans le pays depuis 2009 et liée à la crise financière mondiale n’a pas manqué de malmener le marché de...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Le nombre de touristes venus visité les sites touristiques d’Analamanga a doublé durant la période des vacances, selon l’Office régional du tourisme...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Teny Sabotsy Namehana, toerana niaviany izy, ny maraina. Fantatry ny kandidà fa miandrandra filaminana ny vahoaka ka hoezahiny ho tafapetraka ao anatin'ny telo volana...
-
Lundi 23 septembre 2013 à 00:00:00
Hisokatra rahampitso ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena, hotanterahina ny 25 oktobra ho avy izao. Manana iray vola ireo kandidà miisa 33, handresen-dahatra ny...