-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
La campagne électorale est lancée et les « grands candidats », une dizaine tout au plus, ont procédé comme il se doit à de véritables...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Niloko fotsy ny arabe an’Iarivo, omaly. Akanjo miloko fotsy, ahitana ny sarin’ireo kandidà samy hafa no hita teny an-koditry ny olona, na lahy na vavy, ny tontolo andro. Fotsy...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy miandry ny tsy afaka... Izay ny andro voalohany fanombohana ny fampielezan-kevitra, omaly. Samy manao izay afany sy efany ireo kandidà sasany, raha misy ny tsy hita tabilao. Nampiseho...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Raikitra, omaly tokoa ny fampielezan-kevitra. Niova tampoka ny tontolo teto an-drenivohitra tamin’ireto fiara marobe minibus sy tsy mataho-dalana ary fiara tsotra, voaravaka ny sary sy ny...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Nanatanteraka fitokonana indray ny mpianatra eny Vontovorona, omaly. Mangataka ny hanomezana ny vatsim-pianarana telo volana sy ny fampitaovana ireto mpianatra ireto izay mbola tsy...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Hanomboka anio etsy amin'ny Lapan'ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena ny hetsika La Grande Braderie de Madagascar (GBM) izay karakarain'ny Madavision. Haharitra dimy andro ny hetsika ka tsy...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Karohin’ny mpitandro filaminana ny mpikambana amin’ny CT iray, ankehitriny. Notorina karana iray mpivarotra etsy Tsaralalàna izy ity noho ny fampiasana taratasim-bola tsy misy...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
D’après le calendrier de la Cenit, la clôture de la liste électorale définitive sera pour le 9 octobre prochain. Mais le chemin est encore long...
-
Mercredi 25 septembre 2013 à 00:00:00
Kandidà18 anatin’ireo 33 voarakitry ny lisitra ofisialy navoakan’ny CES ihany, hatreto, no efa manatanteraka ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana fihodinana...
-
Mardi 24 septembre 2013 à 00:00:00
Malagasy-Miara-Miainga : Ouverture de campagne du candidat Hajo Andrianainarivelo à Antaninkatsaka Itaosy ce jour.
--PHOTOS--