-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Mizara, mandray, manome, misokatra. Tafiditra ao anatin’ireo fomba fiasany ireo no hanoloran’ny kaompania Zarasoa ny « Histoire d’une femme ».
Fampisehoana dihy...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Tanora maherin’ny 50, samy mpanakanto manana feo miavaka, no indray hiaka-tsehatra, etsy amin’ny Cercle germano-malagasy (CGM) etsy amin’ny Tohatoha-baton’Antaninarenina,...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany faharoa «Ny mihazakazaka», karakarain’ny Ampefiloha Cité Miray (ACM). Ny alahady ho avy izao no hanatontosana izany, ka araka ny...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Tsotra fa midona any anaty… Izay hatrany no nahafantarana sy nampiavaka ny hiran’i Levelo. Tsy misy novaina izany mandritra ilay hetsika “Tsiahy an’i...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Hanomboka anio, ao amin’ny kianja Petit Camp, Maorisy ny lalao fifanintsanana amin’ny “circuit ITF/CAT”, taranja tenisy ho an’ireo mpilalao U-14 sy U-12 lahy sy vavy....
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Sahirana ! Tsy afaka mihodina ny orinasa mpamokatra siramamy Sucrerie coplan de Madagascar (Sucoma), noho ny sompatra sy sakantsakana ataon’ireo mponina tsy ara-dalàna,...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Tao aorian’Antsohihy sy Sambava, tany amin’ny faritra atsinanana ny dian’ny kandidà Vital Camille, atolotry ny "Hiaraka isika",
omaly. Nidinika fohy...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
"Tsy manana na manohana kandidà ny primatiora. Ny tenako, amin’ny maha praiminisitra ahy: tsy kandidà, tsy manana ary tsy manohana kandidà." Io no...
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Fanehoana fahavononana. Tonga afakomaly, ny helikoptera roa avy any Afrika Atsimo, hampiasain’ny kandidà Robinson Jean - Louis, avy amin’ny Avana sy ny ankolafy Ravalomanana....
-
Vendredi 27 septembre 2013 à 00:00:00
Iza amin’ireo kandidà 33 no ho voafidy? Mametraka karazana fepetra amin’izy ireo ny Sefafi: raha ianao no voafidy?
"Tokony hampihatra ny fandaharanasa...