-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
“Ireo olona tsy maika ny hiroso amin’ny fifidianana, sy ireo olona te hanakorotana no manao ireny hetsika fanakorotanana eto andrenivohitra ireny”, hoy ny filohan’ny Cenit,...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Mandeha ny famotorana momba ilay grenady nipoaka, tsy lavitra ny tranon’ny filohan’ny CES, teny 67 ha, afakomaly. Araka ny nambaran’ny mpitandro filaminana dia an’ny...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
"Manam-pinoana aho fa ho tanteraka ny fifidianana rehetra kasaina hatao eto amin'ny firenena. Tsy maintsy hisy io", hoy Ratsimba Canut Donat, avy amin'ny antoko Mamafisoa, kandidà...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Efa hita sady salama soa aman-tsara ireo tovovavy roa monina eny Ampitatafika sy Anosizato, izay nanjavona ny fiandohan’ny herinandro lasa teo teto an-drenivohitra. Nandositra ny...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Natao kitay ? Tapitra nongotan’ny olona avokoa ny ankamaroan’ireo hazo mirafitra amin’ny tabilao fampielezan-kevitra misy ny sarin’ireo kandidà miisa 33...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Tato anatin’ny folo taona nandraisan’ny Madarail ny lalamby malagasy, tsy nitsahatra ny famerenana nataon’ireo mpitantana ao aminy.
Nambara izany nandritra ny fanokafana ny...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny telo andro nanombohan’ny hetsika La Grande Braderie de Madagascar (GBM), ny kojakojam-pianarana no tena nifanotofan’ny mpiantsena. Hitohy anio ary hifarana...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Mahatsiaro fahasahiranana ireo mpianatra vao afaka bakalorea manoloana ny fifantenana ny lalam-piofanana tokony hanohizany ny fianarany. Nisongadina io nandritra ny resaka nifanaovana tamin'ireo...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Mbola malalaka ny asa eo amin’ny tontolon’ny fizahantany sy ny trano fandraisam-bahiny. Izay no anisan’ny nisongadina tamin’ny nambaran’ny filoha mpanorina ny...
-
Samedi 28 septembre 2013 à 00:00:00
Tontosa tetsy amin'ny Carlton Anosy, omaly ny fampiofanana ireo matihanina momba ny fitsaboana ny reny sy ny zaza, andiany fahatelo mahakasika ny fanjariana ara-tsakafo. Fiaraha-miasan’ny...