-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Natolotra ho an’ireo zanaky ny mpiasan’ny primatiora lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany tetsy Anosy, omaly, ireo fitaovan’ny mpianatra vaovao. Avy...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Mazava. Nilamina ihany ny resaka taratasy ahafahan’i Madagasikara miatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny kick-boxing (low-kick sy...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Mozika tsy misy fetra. Izay hatrany no novoizin’ny “Madajazzcar” nandritra izay andiany 23 izay, ary mbola hasongadina amin’ity andiany faha-24, izay hisokatra anio...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
“Tao anatin’ny 10 taona, nidina ho 1% sisa ny tahan’ny aretina tazomoka eto amintsika, ny taona 2009, raha mbola 10% izy ny taona 2000”, araka ny nambaran’ny...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Nanana ny lanjany ara-toekarena tokoa ny zotran-dalamby Moramanga Lac-Alaotra (MLA), saingy tsy hita intsony izany amin’izao fotoana izao.
125.000 ha no azo volena vary any Alaotra...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Mitsipaka ny fikasan’ny fitondrana Tetezamita hivarotra ny tahirin’andramena giazan’ny fanjakana, ao anatin’izao fotoana hanaovana ny fifidianana izao, ny fikambanana...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Miroso ny fiatrehantsika ny fifidianana. Tonga tamin’ny faran’ny herinandro teo ny ampahany voalohany amin’ireo biletà tokana natonta tao Afrika Atsimo.
Ho avy...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Hentitra ny eo anivon’ny Cenit ny amin’ny hanajana ny didy aman-dalàna momba ny fampielezan-kevitra, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny fihaonany tamin’ny...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Tapa-kevitra. Nanatitra ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina solombavambahoaka tao amin’ny biraon’ny Cenit ao Toliara I i Esoakele dit Bera, ny alatsinainy 23 septambra...
-
Mardi 01 octobre 2013 à 00:00:00
Nopotserin’ny kandidà Andrianainarivelo Hajo ny fanao tsy nety tany aloha, omaly hariva, nandritra ny fihaonany tamin’ny vahoaka tao Ambanja, ho fanohizana ny...