-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy Ambatonakanga ny hetsika «salon des études supérieurs» andiany fahafolo izay karakarain’ny Madajeune.
Hotanterahina etsy...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Manomboka ny volana oktobra, vao mitsidika ihany koa ny lohataona, fotoana mampigaingaina ny andro. Manomboka mijaly rano sahady koa ny mponin’Antananarivo.
Tsy mandeha ny rano...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Nanao fanadihadiana mikasika ny olana mpahazo ny tanora (14-22 taona) ny Vondrom-pirenena ho an’ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena (CNPC).
Navoaka, omaly, nandritra...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Mifanenjana ! Tsy mitovy hevitra mikasika ity fihazakazahana hivarotana ny tahirin’andramena giazan’ny fanjakana ity ny praiminisitra sy ny filohan’ny Tetezamita.
Araka...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Manana sekoly ambony roa lehibe ny any Antsiranana, mifandraika amin’ny fivoaran’ny teknolojia ankehitriny.
Koa nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Star sy...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Natif de Behara à Amboasary Sud, le président exécutif du Club des journalistes doyens (CJD) Gilbert Taitsy a tenu hier au restaurant «Au bon accueil»,...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
L’actuel ministre de la justice, Christine Razanamahasoa, va se porter candidat aux prochaines législatives dans le district d’Ambatofinandrahana et devrait de ce fait...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy manohana ny kandidà Rajaonarimampianina Hery, minisitry ny Fitantanam-bola teo aloha, ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry, araka ny nambarany tamin’ny mpanao...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Nitondra fanazavana mikasika ireo fiarakodia 4x4 miisa 350 mbola ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, omaly, ny kandidàn’ny Hiaraka isika, ny Jly Vital Albert...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
« Filoham-pirenena vaovao no ilain’ny vahoaka malagasy », hoy ny kandidà Ratsiraka Roland, raha nitafa tamin’ireo mponina eny amin’ny boriboritany...