-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Namoaka tatitra indray ny Banky iraisam-pirenena mikasika ny toekarena eto Madagasikara ny 2012-2013. Nambarany àry, fa tato anatin’ny efa-taona, potiky ny krizy ny firenena, raha toa...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Notokanana ny 18 oktobra teo ny masoivohon’ny Cnaps any Tanambe, faritra Alaotra Mangoro. Tanjona ny hametrahana fiahiana ara-tsosialy tsy miangatra ho an’ny rehetra.
Any...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Betafo indray no nandray ny kandidàn’ny Hiaraka isika, Vital Camille, omaly, talohan’ny nandehanany tany amin’ny faritra Menabe sy Analanjirofo. Ara-bakiteny, nitorajofo...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Vory lanona eto amintsika ireo vahiny mpanara-maso ny fifidianana filoham-pirenena ny zoma ho avy izao. Novorin’ny Cenit teny Alarobia izy ireo izay avy amin’ny Sadc, Vondrona...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Vinavinain’ny maro fa mety ho anisan’ny kandidà ho tafita amin’ny dingana voalohany, hiatrika ny fihodinana faharoa ny kandidà Rabetsaroana Sylvain.
Izany dia...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Nanao fanambarana, mialoha ny fifidianana ny lehiben’ny iraka mpanara-maso avy amin’ny Vondrona Afrikanina (UA) ny 21 oktobra teo. Mitaky ny hametrahana filaminana izy ireo...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Ho raikitra ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 25 oktobra. "Tsy maintsy misy filoham-pirenena voafidy eo", hoy ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena, Radanoara...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
… Zovy amin’ireo kandidà ireo moa no mba niresaka na dia kely monja momba ny hampandrosoana ny kolontsaina sy ny zavakanto ? Kanefa anie ka eo ambany masony ny mpanakanto e !...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
« 1 D » (iray dihy). Hetsika iray natokana ho an’ny tontolon’ny dihy izy ity. Nanjakan’ny fifanakalozana traikefa ny andiany fahadimy, izay notontosaina tany...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy iadian-kevitra fa tena andrarezina tokoa ! Rasoanantenaina Marthe, mpanakanto mahafehy kolokanto maro. Iray amin’ireny ny dihy malagasy. Homarihina ny faha-60 taona niakarany ny...