-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Hatairana ny an’ireo mponina ao Sanfily Toliara, omaly raha nandre ny fipoahana mahery vaika tao amin’ny biraon’ny zandary.
Zandary iray no maty nipoahan’ny grenady...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Raikitra indray ny grevin’ny taxi-be mampitohy an’i Behoririka sy Ambohimangakely, omaly. Ny tsy faneken’izy ireo ny hiasan’ny taxi-be 163 amin’ny lalan’izy...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly, nohatevenin’ny Emmo/Reg ny fiambenana ny lapan’i Mahazoarivo. Tsy misy akory ny fanairana manokana fa fandraisana fepetra tsotra ihany, araka ny fampitam-baovao avy...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Nodoran’olon-tsy fantatra ny tranon’ny sefom-pokontany, any Antongomenabe Mitsinjo, ny 19 oktobra alina lasa teo. May tamin’izany ny lisitra sy ny karatry ny mpifidy. Nampilaza...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Vokatry ny firotsahan’ny havandra farany teo, potika avokoa ny fiompiana trondron’ny tantsaha any amin’ny fokontany efatra ao anatin’ny kaominina Andina, Ambositra. Potiky...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Rakotra ny boriborintany enina. Tsy voasakan’ny antsojay tsy nanomezana ny Tanimenabe eny Andohatapenaka ny faradoboka nataon’ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Manjaka ny barabahiny. Noho ny tsy fisian’ny lalàna famaizana, manao izay tiany hatao mandritra ny fampielezan-kevitra ny kandidà ho filoham-pirenena sasany. Izao sahady dia...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Nanafatra ny vahoaka malagasy ny kandidà Ratsiraka Roland amin’izao hiatrehana ny fifidianana izao. “Tonga ny fotoana hanovantsika ny tantara. Mbola hanao andrakandrana indray...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Nofaranan’ny kandidà Radavidson Andriamparany tamin’ny fotoam-bavaka teny Antsonjombe ny fampielezan-keviny teto an-dranivohitra, omaly. “Tsy maintsy mandresy ny...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Les coups bas contre le candidat n°10, Camille Vital a atteint son summum avec cet épisode d’hier. En effet, hier, les matériels de propagande de Camille Vital ont...