-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Novetavetaina ny razana, efa nisokatra ny lambamena nifonosan’izy ireo, izay no zava-niseho tao amin’ny fasan’olon-tsotra iray eny Ambatofahavalo. Nandalo teny an-toerana ireo...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Notanterahina tao amin’ny farihin’Andraikiba, ny 21 hatramin’ny 25 oktobra lasa teo, ny fanazarantena nataon’ny mpianatra
ho manamboninahitra sy ireo avy ao...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Mihorohoro indray ny mpanambola toy ny mpandraharaha sy mpivarotra lehibe ao Toamasina ankehitriny.
Malaza ny “Bande des quatre” izay mandroba sy mamono mahafaty ny lasibatra....
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
« Mahatsikaritra izahay fa mitarazoka ny fahatongavan’ny voka-pifidianana nefa efa ho telo andro (omaly) izao dia biraom-pifidianana 1000 amin’ny 20 001 no tonga ao amin’ny...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela fa nivoaka amin’ny fanginany avy hatrany ny kandinda Ratsiraka Roland, roa andro taorian’ny fifidianana. Nilaza ny tenany, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety, fa...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
"Andrasantsika am-pitoniana ny voka-pifidianana ofisialy", hoy ny filohan’ny KMF/Cnoe, Razafindraibe Ernest,
tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny CDA...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Ela niandrasana. Efatra andro taorian’ny fifidianana, hanomboka anio vao hiasa ireo helikoptera noresahina fa hampiasaina. Nambaran’ny filohan’ny Cenit,
Atallah...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy minisitry ny Fitsarana intsony Razanamahasoa Christine. Nametra-pialana afakomaly tamin’ny alalan’ny fitokanana ny efitrano Ezra, ao amin’ny minisitera,
ny tenany rehefa...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Fiangaviana. Noho ny tsy fahatomombanana teo amin’ny lisi-pifidianana sy ny karatry ny mpifidy,
manery ny fitondrana hampiditra ny anaran’ireo mpifidy tsy voasoratra anarana ao...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
"Mba hisian’ny mangarahara sy tsy hisian’ny ahiahy tsy hihavanana, nanapa-kevitra ny CES fa hanao fanangonana ny voka-pifidianana",
hoy ny filohan’ny Fitsarana...