-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Tolokevitry ny Sendikàn’ny indostria eto Madagasikara ( Sim) ho an’ny tetibola 2014 ( lois de finances)
ny hampidinana 10 % ny TVA amin’ireo entana be mpanjifa...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Misy olana goavana ireo mpivarotra asa tanana eny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka, lalana mankeny Ivato amin’izao fotoana izao.
Olona iray tonga teny an-toerana niaraka...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Ho tafavoakan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) 15 andro aorian’ny famoahana ny vokatra vonjimaika ataon’ny Cenit ny vokatra ofisialin’ny fihodinana...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
La CES aura fort à faire dans les jours qui viennent, afin que les anciennes pratiques cessent !
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Efa misoritra ny endrik’ireo kandidà hanao ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Efa mibitaka ny mpomba azy ireo sy ny tena « mpanohana...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Le « Hery vaovao hoan’i Madagasikara » sur la sellette. Une requête aux fins de disqualification du candidat Hery Rajaonarimampianina figure parmi les patates chaudes sur...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Infortunée Cenit. Il n’a fallu que quelques temps aux perdants du scrutin du 25 octobre pour trouver le bouc émissaire à qui imputer l’insuffisance de leurs voix...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Vehivavy efatra ka ny iray ramatoabe 60 taona no niakatra teny amin’ny fitsarana, ny asabotsy teo, noho ny disadisam-piarahamonina, teny Mandrangobato Anosibe. Notorina ramatoa iray ho...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
« Ny tombontsoa ara-toekarena sy eo amin’ny lafiny fizahantany aterak’ireo asa sosialy sy mivoy ny kolontsaina ao Isandra » no lohahevitra ifotoran’ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
“. Mihorohoro mihitsy ny olona noho ny afitsok’i Foara sy ny tariny", hoy ny zandary. Olona telo no maty notifirin’izy ireo, farany teo.
Lasa resabe any Andranovao...