-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Mitaky ny famerenana ny fifidianana ireo kandidà sasany, mitaky ny fandravana ny Cenit ireo lehiben’ny fokontany vitsivitsy, mitaky ny fampidirana azy ao anaty lisi-pifidianana ireo...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Mivoy ny tokony hampiasana ny lisi-pifidianana tovana koa ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita (CT), Rakotoarivelo Mamy, araka ny nambarany, afakomaly teny Tsimbazaza. « Ireo...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Manamafy ny toerany ny banky BNI Madagascar, araka ny tanjona kendreny ho fampandrosoana eto amin’ny firenena. Manamafy ity banky ity, nanomboka ny 13 oktobra teo ny fiarahany amin’ny...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Taona fahatelo izao ny nanaovana ny Global entrepreneurship week (GEW) eto Madagasikara.
Fifaninanana hampirisihana ny tanora hiditra amin’ny sehatry ny fandraharahana izy io,...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Tany Vangaindrano indray no nanentana sy nampahalala mahakasika ny adidin’ny mpampiasa sy ny zon’ny mpiasa ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahina ara-tsosialy (Cnaps).
Nitarika...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy azo ialàna ny fifidianana fihodinana faharoa izay ho filoham-pirenena voalohany amin’ny Repoblika IV:
iza no hanome vato an’iza? Ho sarotra sy ho henjana ny raharaha eo...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Nampahafantatra ny foiben-toerany eny Ambohipo sy ny kandidàny amin’ny fifidianana depiote, omaly teny amin’ny boriborintany faharoa ny fikambanana “Traka...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Samy anatin’ny fanomanana ny fihodinana faharoa sy ny fifidianana solombavambahoaka, ny 20 desambra izao, ny mpanao politika,
indrindra fa ireo kandidà. Efa midina eny...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Aiza izay fanovana eo ? Manohy ny fanaon’ny mpanao politika « matihanina » teo aloha hatramin’izay koa ireo niroso ho kandidà hofidina depiote,
amin’ny...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
"Tokony hatao lisitra tovana ireo olona tsy tafiditra ao anaty lisi-pifidianana, dia mifidy. Manana kara-panondro izy,
hamarinin’ny fokontany fa mipetraka ao marina, dia...