-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Manomboka ny taona 2014, afaka manao fitiliana ra hijerena raha mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida ivelan’ny tobim-pahasalamana any Frantsa, araka ny fanambaran’ny minisitry ny...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Nomen-danja, ny faran’ny volana oktobra sy fiandohan’ny volana novambra teo, ny fanentanana ny mponina any Mariarano, misy ny zohy Anjohibe.
Nanentana tamin’izany ny...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Nifampizaran’Analamanga sy Atsimo Andrefana ny amboara teo amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy «sénior»,
lahy sy...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Andriamihantandrianina Maya Katharina sy Mamih Djiani. Mpianadahy mpiraitampo ary samy mpikatroka karate ao amin’ny klioba Makawa (Malagasy karate-Do pour la Paix).
Samy mbola eo...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Suite à la proclamation des résultats officieux du premier tour de la présidentielle par la Commission électorale indépendante, vendredi dernier, les critiques...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Namaly ny fanahian’ireo fianakavian’i Sébastien Judalet, ilay teratany frantsay, maty nodoroana tany Nosy-Be, ny Quay d’Orsay,
nilaza fa mandray an-tanana ny...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Fianakaviana sahirana iray no notolorana fahitalavitra eny amin’ny fokontany Ankorondrano Andrefana.
“Ho an’ireo ankizy no nanomezana io fahitalavitra io, noho ny...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Mirongatra hatrany ny asan-jiolahy ary mihamahery vaika. 10 lahy nirongo Kalachnikov no nanafika teny Alasora,
ary nifandona tamin’ny zandary. Dimy lahy teny Sahamadio, nandravarava....
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Pavillon iray no kila tanteraka niaraka tamin’ny entana tao anatiny, ny valin-drihany ihany kosa no may tamin’ny trano roa, tao amin’ny tsenan’Anosibe, ny asabotsy lasa teo...
-
Lundi 11 novembre 2013 à 00:00:00
Maorisianina efatra no saron’ny polisy indianina tany Mumbai, nitondra an-tsokosoko volamena 1 kg mahery, ny alakamisy lasa teo.
Voalaza fa avy any Maorisy ireo volamena ireo no saika...