-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Niova kely, tsy toy ny mahazatra, ny fifaninanana « Ultra Trail des Ô Plateau” na Utop amin’ny taona 2014. Miditra sahady amin’ny andiany fahenina mantsy ny...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Nianatra momba ny fahaizana miatrika ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona, omaly, ireo ray aman-dreny mpisitraka ny fandaharanasa Babeo, tetsy Ampandrana. Tamin’izany no...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Hotanterahina ny asabotsy sy ny alahady izao ny ivon’ny fankalazana ny faha-145 taonan’ny FJKM Rasalama Martiora etsy Ambohipotsy. Fanompoam-pivavahana lehibe izay tarihin’ny...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
20 amin’izao fotoana izao ireo ivotoeram-pihainoana sy fanomezana torohevitra momba ny lalàna (CECJ) mandray ny fitarainan’ny olona manerana ny Nosy. Midina eny amin’ny...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Natao sonia, omaly teny Analakely, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Orange, ny fikambanana telo ; Lions club Ambohimanga, Ny Avo ary Ankohonana sahirana arenina (Asa) momba ny...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Amin’ny herinandro ambony ny fanontana ny biletà tokana hiatrehana ny fifidianana depiote ny 20 desambra ho avy izao. Efa an-dalana amin’ny fanamboarana farany ny...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Sarotra alamina ny mpanao politika? Tsy fantatra be ihany indray izay ho fandehan’ny fifidianana filoham-pirenena, fihodinana faharoa: iza avy no hiatrika izany? Eny, na efa nivoaka aza ny...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-40 taonany ny Koperativa fitaterana Moramanga (Kofimanga), amin’izao fotoana izao. Fizarana mari-boninahitra, fambolen-kazo, fananganana...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-40 taonany ny Koperativa fitaterana Moramanga (Kofimanga), amin’izao fotoana izao. Fizarana mari-boninahitra, fambolen-kazo, fananganana...
-
Jeudi 14 novembre 2013 à 00:00:00
Ny fampandrosoana ny any ambanivohitra : fambolena, fiompiana, jono, asa tanana, fizahantany, fiarovana ny tontolo iainana sy ny zavaboahary. Fototra iray iaingan’ny fampandrosoana eto...