-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Quand le mois de novembre entame sa dernière ligne droite, décembre n’est plus loin. D’habitude, on pense à la fête et aux dépenses à effectuer...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Nivarina tany amin’ilay hantsana eo ambonin’ny kianja filalaovam-baolina eny Ambohimirary ny taxi be-178
, ny asabotsy teo. Vokany, naratra ny ankamaroan’ny mpandeha....
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Tra-tehaky ny polisy ao Toamasina ny zoma maraina lasa teo i Le Grand na i Malama sy Jean Charles, mpiray tsikombankomba aminy. Avy nanafika talen’ny orinasa iray, naka vola 6.000.000...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Ontsa zary tsy nisy nahaloa-bava ireo olona nahita ireto fatin-jaza kambana, maty nisy namono sy nanary tao anaty solefanina teny amin’ny Marais Masay, omaly hariva. Olona nitaingina...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny toerana izay anjakan’ny herisetra sy ny tsindrihazolena amin’ny endriny rehetra ny faritra iva. Halatra tany,
fanafihana mitam-piadiana, vono sy herisetra...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Efa tafaverina ireo zandary roa lahy, tratran’ny vela-pandriky ny dahalo tany Midongy Atsimo ny faran’ny herinandro lasa teo. ?iafina tao anatina bozaka ry zareo nandritra ny...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
"Nampitampim-bava ny vahoaka any ambanivohitra ny fampiderana fiara tsy mataho-dalana sy fitaovana sarobidy isan-karazany toy ny helikoptera. Hay misy volabe ihany, ka nahoana no tsy...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Entin’ny tompon’andraiki-panjakana anaovana fanomanana ny fampielezan-kevitra ny fiarakodiam-panjakana any amin’ny distrikan’i Betroka, faritra Anosy. Nitatitra izany...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Lasa any Afrika Atsimo ihany ireo biletà tokana ho an’ny fifidianana depiote. Natao indroa miantoana izany,
ka omaly ny andiany faharoa. Mandra-piandry ny...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Les Evêques catholiques ont terminé leur conclave qui a duré deux semaines à l’épiscopat à Antanimena.
Une déclaration, touchant la...