-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Ny valim-pifidianana fihodinana voalohany izao no banjinina. Izay no anisan’ny fanambarana nataon’ny mpitarika ny iraka iraisam-pirenena avy amin’ny firaisamonina sivily...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
"Ny toe-draharaha hita amin’izao fotoana izao, nisy trangan-javatra mitovy raha jerena izay niseho tamin’ny 24 jolay, tsy nahatanterahana ny fifidianana." Io ny...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Niova ny tantana. Hanohana ny kandidàn’ny Ankolafy Ravalomanana, ny Dr Jean-Louis Robinson, ireo mpikamban’ny Arema sy ny UNDD eto Toamasina. Nisy ny fihaonan’izy ireo...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
En cette période cruciale où les Malgaches doivent choisir celui qui sera amené à les diriger sous la nouvelle République, l’inquiétude monte...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Ela niandrasana ny ankamaroan’ny mponina taty an-tanan-dehibe, ka tonga ihany ny orana izay efa nantenaina andro maro lasa izay. Nanambana teo fa tsy nahovoka, vao mainka nampiakatra ny...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Nifanenjehana eran’ny tsena ity tovolahy iray avy nanindrona antsy ny namany tao Ambovombe. Nodorana velona avy eo.
Zary faharazana, ankehitriny, ny fanaovana fitsaram-bahoaka...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
10 tapitrisa dolara ny vola nanentanana sy nandresena lahatra ny mponina amin’ny tanàna 5.000 ho amin’ny fahadiovana sy ny lava-piringa.
Iandrasana vola sy ny vahiny tahaka...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Nosamborin’ny polisy tany Mahafanona Betafo ny mpianaka voarohirohy ho nahafaty olona, ny herinandro lasa teo.
Ny 9 novambra lasa teo no nahitana fatina tovolahy iray 22 taona tany...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Nitovitovy tamin’ny nitranga tany Fenoarivo Atsinanana farany teo ity nitranga tany Antsiranana, vokatry ny fihinanana hazandranomasina. Olona efatra no maty hatramin’ny ora...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
La crise a été très dure à vivre pour les industriels malgaches. Entre la dépréciation de l’ariary
, la baisse du pouvoir d’achat de la...