-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Notapahina nandritra ny filankevitry ny minisitra notontosaina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, omaly, ny didim-panjakana nanoloana ny lehiben’ny faritra sasany teto...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
« Miankina amin’ny aingam-panahy ny asa famoronana ary tsy ho voatery isan-taona na manaraka fotoana voafaritra mialoha ny famoahana vokatra »,
hoy ny mpanabe sady mpamorona...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Noho ny firotsahan’ny lehiben’ny faritra sasany ho solombavambahoaka, ny lafiny tsy fandriampahalemana niseholany tato ho ato, ary ny toe-draharaha politika eto amin’ny...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Samy manao fanamby ho an’ny boriborintany misy azy ireo mpikamban’ny antoko Grad Iloafo.
Nampahafantatra ny fahavononany hitondra aina vaovao ho an’ny boriborintany II tao...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Vonon-kiatrika fanarenam-pirenena. Nanokatra foibe iasana ao Antaninandro, ao amin’ny boriborintany III, omaly, ny Gasy tia tanindrazana/Madagasikara...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Mbola resabe eo amin’ny tontolo politika ny fanohanan’ny filohan’andrimpanjakana kandidà. Maneho ny fijeriny ny mpanara-maso fifidianana avy amin’ny firaisamonina...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Nankalazaina, omaly, ny Andro eran-tany ho an’ny ankizy. Nanamarika izany ny fikambanana Manda, miahy ireo ankizy sahirana. Fampisehoana « Cirque » ho an’ny ankizy no natao...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Omaly tetsy Anosivavaka Ambohimanarina, nizara sakafo ho an’ny zanaky ny fianakaviana sahirana ny fikambanana Amah. Manodidina ny 500 ireo reny sy zaza nahazo ny anjarany. « Natao izao...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Raikitra! Na ao anatin’ny fampielezankevitra, na anatin’ny fahavaratra, efa fotoana nampanantenain’ny tarika Njila tamin’ny mpankafy azy ny fihaonana mialoha ny...
-
Jeudi 21 novembre 2013 à 00:00:00
Fampirantiana miavaka no ho hita etsy amin’ny Tahala Rarihasina etsy Analakely, manomboka anio ka hatramin’ny 4 desambra izao. Hanenika ity efitrano ity ny sanganasan’ilay mpaka...