-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Les séances de rencontre avec les deux candidats pressentis s’affronter au second tour de l’élection présidentielle du 20 décembre prochain se...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Jiolahy miisa valo (eo amin’ny sary) no indray saron’ny zandary teny Anjomakely Bongatsara.
Basy PM Mac 49 sy bala valo no hita tany amin’izy ireo. Saron’ny zandary...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Tao anatin’izay 80 taona niorenany izay, tsy ny fitaizam-panahy ihany no nimasoan’ny Ekar Kristy Mpanjaka Manjakaray fa ny vatana sy ny fanahy ihany koa.
Hanamafy izany ny hetsika...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Andro lehibe ho an’ny vahoaka japoney ny andro omaly. Feno 80 taona katroka ny Amperora Akihito.
Nanamarika izany koa ny masoivohon’ity firenena ity eto amintsika, omaly teny...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Mametraka fanamby roa lehibe ry Rakoto Frah Junior amin’io taona ho avy io. « Tsy maintsy vitaina ny sekolin’ny mozika mitondra ny anaran-dRakoto Frah sy ny mozea natokana ho azy...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
“Revy bà gasy” eny amin’ny Vohitsara Café Ambohimiandra. Efa hita soritra ny fironana mitovy hatramin’izay… Fantatra kosa izao fa hampiaraka talenta...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Hita taratra fa sahirana ny vahoaka ka manararaotra ny tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana rehefa misy izany.
Filaharambe no tazana teo amin’ny hopitaly Befelatanana ? omaly niandry...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny heno tao amin’ny radio tsy miankina iray eto Antananarivo, omaly, sahirana ara-bola ny fitantanana ny kaominina Antananarivo renivohitra (CUA). Anisan’ny mahatonga izany ny...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
Nambaran-dRasetanirina Alpha, tompon’andraikitra amin’ny CSB II iray, miorina an-tananan-dehibe, fa tamin’ny hetsika nanaovana vaksiny faobe farany teo iny, raha 95% no tanjona...
-
Vendredi 22 novembre 2013 à 00:00:00
« Anisan’ny mampidangana ny vidin-tsolika ny fihenan-danjan’ny ariary », hoy ny filohan’ny vondron’ny mpaninjara solika (GPLSS), Rakotozafy Jean Martin, omaly....