-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Hafa mihitsy izy telo mirahavavy. Tsy iza no tian-kambara eto fa i Lily, Farakely ary i Fara Gloum, izay mandrafitra ny tarika Randrantelo.
Hafa mihitsy e ! Tsy nahagaga raha hipoka tanteraka...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
28 jona – 7 jolay 2013. Io no daty nanatanterahana ny “Afrobasket U16 Men” teto Madagasikara. Tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena sy kianja mitafon’i...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy nampoizina ny vokatra teo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra.
Niverina amin’ny ASSM ny amboara, 31 taona aty aoriana...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
“Grand Fond de Mantasoa 2013”. Io no nampitondrain’ny ligin’Analamanga ny hetsika teo amin’ny taranja lomano, notanterahina omaly teny Ampasipotsy, Mantasoa. Niady...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Nitokona tao anatin’ny iray volana sy tapany ny mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Mahajanga. Olana ny momba ny trano ipetrahan’izy ireo sy ny lalàna ifampitondrana...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy mitsaha-mivoatra hatrany ny hetsika « Hiragasy goavana », karakarain’ny Haigasy, eny Talata Volonondry.
Izany dia ho fanatrarana ny tanjona : fanamafisana ny...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Seho goavana nanamarika ny tontolon’ny mozika, tamin’iny faran’ny herinandro iny,
ny fampahafantarana ny rakikira vaovaon’ny tarika ‘Zay. Raha ny tsapa teny...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
L’éducation des enfants en situation de handicap constitue seulement 2% du taux de scolarisation global à Madagascar.
C’est ce que révèlent entre...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Formation sur les élections : remise des certificats aux observateurs La cérémonie de remise de certificat aux observateurs électoraux nationaux ayant suivi la...
-
Lundi 25 novembre 2013 à 00:00:00
Reste à savoir si, à l’instar de Jean Louis Ravelomanantsoa, le candidat Robinson est également un sprinter !