-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Naratra mafy ilay mpitondra môtô nifandona tamn’ny taxi-be teny Anosimasina Bemasoandro, afakomaly. Araka ny fanazavana voaray avy amin’ny zandary, nisongona taxi-be...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Nihagoragora ny lalàna. Afaka miatrika fampielezan-kevitra momba ny fifidianana depiote ireo tompon’andraiki-panjakana ambony rehetra. Fanazavana nentin’ny minisitry ny Atitany,...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Efa fanintelony izao ! Nihotsaka indray ny tamboho iray eny Betongolo tsy lavitra ny tobin’ny zandary, omaly tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.
Taorian’ny orambe...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Fototry ny olana amin’ny fitohanan’ny rano eto Antananarivo, indrindra amin’ny faritra iva ny fahatsentsenan’ny lakandranon’Andriantany. Tsy nahatazona ny teny nomeny...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny volana oktobra teo, olona 1 060 no nitondra fitarainana mahakasika ny herisetra teny anivon’ny sampam-pandraisana samihafa ao...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Nanafatrafatra. « Hafana ny raharaham-pirenena ka mety hisy ny tendrom-po tsy mba namana hataon’ny kandidà na ny mpanohana. Ilaina ny toromarika sy ny anatranatra hametrahana ny...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny hita tanaty gazety mpiseho isan’andro iray, voalaza fa nametraka fitoriana eny amin’ny fitsarana ho an’ny olon-tsy fantatra (X) ny minisiteran’ny Harena...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Vokatra tokoa ny letisia, ankehitriny, any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, distrika manontolo. Ny olana anefa, toy ny varotra rehetra, ratsy ny vidiny rehefa mitobaka ny...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Vao mainka hihamafy ny fahantrana amin’ny alalan’ny fitotongan’ny sandam-bola Ariary sy ny fidangan’ny vidin-tsolika amin’izao fiafaran’ny tetezamita...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Hirodorodo hanao propagandy amin’ny fanohanana kandidà ireo minisitra isan-tokony, ato ho ato, ka hiato, araka ny fangatahan’izy ireo, ny filankevitry ny minisitra.
Tsy ny...