-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo tovovavy manana feo miavaka, sy mampiavaka ihany koa ny tarika Ndriana Ramamonjy i Tendry. Maro ireo nokolokoloin’ny tarika,
izay efa manana ny maha izy azy...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly, nitohana vao maraina ny fifamoivoizana teto Antananarivo. Saika tara avokoa ny ankamaroan’ny mpianatra sy ny mpiasa. Maro sosona ny antony mahatonga ny...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Herintaona lasa izay, nataon’ny Unicef teto Madagasikara ny fampahafantarana momba ny fenitra arakasa izay mifehy sy mandrindra ny orinasa eo amin'ny fanajana ny zon’ny...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Nanolotra fitaovam-pianarana 4 000 ho an’ireo fikambanana misahana ny Asama sy ny fampiofanana arakasa (Paca) ho an’ireo efa nahavita ny Asama ny sampana Education préscolaire...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Mitombo ny fanafarana entana rehefa ankatoky ny fety tahaka izao isan-taona. « Noho ny fidinan’ny sandan’ny vola Ariary, niakatra be avokoa ny vidin’entana hafarana...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Mila mivondrona ao anatin’ny fikambanana matanjaka ny tantsaha ary miara-miasa amin’ny mpandraharaha hafa. Manomboka any amin’ny famokarana izany hatrany amin’ny mpanjifa....
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Ho fantatra amin’ny 5 desambra ho avy izao ny mpandraharaha mendrika 2013, karakarain’ny gazety boky L’Eco austral.Toy ny efa fanaony, mikarakara fifaninanana Tecoma...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy hita izay vokatra azo tsapain-tanana ! Azo tsorina fa tsy ampiharina ny lalàna velona na efa voasoratra izao aza, mikasika ny fanondranana sokatra an-tsokosoko any...
-
Samedi 30 novembre 2013 à 00:00:00
« Hanohana ny kandidà atolotry ny VPM-MMM sy ireo mpiara-dia aminy izahay », hoy Andrianainarivelo Hajo, omaly teny amin’ny foiben-toerany eny Ankadimbahoaka.
Tsy...