-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Nosamborin’ny polisy teny amin’ny Sagro Ankadifotsy ny tovolahy enina mpifoka rongony gagilahy eny an-toerana, ny zoma lasa teo. Nampitaraina ny manodidina ny afitsok’izy ireo...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Maty notrongisin’ny fiara ny zandary iray nandeha môtô teny Mandrosoa. Karana iray nandeha môtô maty notetezin’ny fiara teny Ankorondrano.
Mampidi-doza...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
« Hanohy ny tolona ho amin’ny fanovana natomboka tamin’ny taona 2009 ». Izany no anisan’ny naverimberin’ireo kandidà ho depiote avy amin’ny «...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Tontosa, omaly ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny klioba Aiki-do Fanantenana. Tamin’ny alalan’ny «Grand Festival des Arts Martiaux»,
notanterahina tetsy...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Nifarana omaly alahady 1 desambra, tany Kinshasa, renivohitr’i Repoblika Demokratikan’i Kongo ny fiofanana ho an’ireo tale teknika nasionaly (DTN) rehetra,
mpikambana ao...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina omaly ilay kaoseritra klasika notontosain’i Fitahiana sy Natacha teny Vohipiraisana Ambohijatovo Avaratra. Niavaka…
… Voafehin-dRasendrahasina Fitahiana sy...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Tontosa tany Antsirabe ny 28 novambra teo ny fandrafetana ny fanohanan’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (Pnud) eto Madagasikara ho an’ny...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
Lany tsy nisy nitsipaka ho filohan’ny Fikambanana iraisam-pirenena ho an’ny sampandraharahan’ny tahirim-bolam-panjakana (AIST), Robimanana Orlando,
tale jeneralin’ny...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
"Maika ny hisian’ny fampihavanana sy ny fandriampahalemana, indrindra ny hisian’ny fampandrosoana." Izay no hafatra an-telefaonina mivantana nataon’ny filoha teo aloha,...
-
Lundi 02 décembre 2013 à 00:00:00
« Hifidy an-dRanjaoarimampianina Hery aho ». Izay no fanambarana tamin’ny alalan'ny antso atariby nataon’ny filoha nasionalin'ny antoko Malagasy Tonga Saina (MTS)...