-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
« Tao anatin’ny fito taona niorenana, tsy mitsahatra ny manakaiky ny mpanjifa izahay ». Nisongadina io, omaly tetsy Antananinarenina, nandritra ny resaka nataon’ny tale...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Saron’ny borigadin’ny seranam-piaramanidina tany Antsiranana ny lehilahy iray 58 taona, nitondra tarondro sy katsatsaka marobe, saika haondrana an-tsokosoko any ivelany. Hita tao...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Ny fisian’ny kolikoly no anisan’ny mahatonga ny fahalovana sy ny fahantrana eto amintsika. Nihemotra ho faha-127 amin’ny firenena 177 i Madagasikara.
Laharana faha-127...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fitokonan’ny mpiasan’ny kaominina Antsirabe. Takin’izy ireo amin’izany ny fametraham-pialan’ireo mpitantana ny kaominina amin’izao fotoana...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Nampiaka-peo ny fivondronan’ny mpanazatra atletisma, eto Analamanga, fa manampatra fahefana sy manao didy jadona amin’izy ireo indray ny federasiona malagasy.
Fantatra indray...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Miditra sahady amin’ny andiany fahafolo ny fifaninanana lomano “Nautica”. Hetsika karakarain’ny Natation Club Esca ary fanao isan-taona. Araka izany, ny 21 sy 22 desambra...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Tany amin’ny taona 1990 tany ny tena fiarahana farany. Fantatra kosa izao fa ifampizara sehatra anatina fiarahana iray indray i Parson Jacques sy i Njakatiana.
“Mivoleza”,...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy ho eto an-tanindrazana ao anatin’ny andro maromaro i Vaiavy Chila. Hisy, noho izany fanatanterahana seho farany eto an-drenivohitra amin’ity taona ity,
hotontosaina etsy...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Antanetibe, Mahazaza sy Bevomanga ao amin’ny kaominin’i Mahitsy indray no nandray ny kandidàn’ny Hery vaovao ho an’ny firaisam-pirenena, Rajaonarimampianina...
-
Mercredi 04 décembre 2013 à 00:00:00
Mampiasa hevi-petsy amin’ny raharaham-pifidianana ny sasany. Fanamarihan’ny kandidà ho depioten’ny boriborintany II, Razara Pierre Fidèle io.
Tsy matoky tena...