-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Maty tsy tra-drano ny tovolahy iray nandeha scooter nofaohin’ny fiara, teny Tanjombato afakomaly alina. Voalaza fa tao anatin’ny haizina sy orana no nisehoan’ny loza.
Tsy...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Banga iray indray ny tontolon’ny zavakanto, indrindra ny hira. Nodimandry, omaly teo amin’ny faha-52 taonany rehefa nolazoin’ny aretina homamiadana Andriamahatana...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
"Tsy miandany na amin'iza na iza ny eveka, tsy manohana kandidà ny fiangonana." Io no fanambarana maika navoakan’ny mpitantsoratry ny Fivondronamben’ny eveka eto...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Hiofana manokana momba ny fifidianana miaraka, anio, ny SRMV eto Analamanga. Hifantoka amin’ny sehatry ny fitantanana ny biraom-pifidianana sy ny fiasan’io sampan-draharaha io ny...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Mitoetra hatrany ny sanganasany. Hovelomina ary efa noraketina an-kapila mba hozaraina amin’ireo lian-kanto rehetra ireo hira noforonin’i André Titys.
“Raha tsy eo...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Fotoana hisarihana ny mpanjifa ny fetin’ny krismasy sy faran’ny taona ny tahaka izao. Handaniana ny tahirin’entana tsy lafo nandritra ny taona, betsaka ireo mpivarotra no manao...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Nitohy ny fampielezan-kevitry ny kandida depiote, Razafimanantsoa Hanitra ao amin’ny boriborintany I. “Hotohizina ary hoentintsika any amin’ny kianjan’ny Antenimiera, fa...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy misy lolompo. Nanamafy ny fahavononany ho amin’ny fampihavanana ny filohan’ny Les As, Voninahitsy Jean Eugène,
omaly. Iriny ny hahatafody an-tanindrazana ny filoha teo...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny notsidihin’ny kandidà Robinson Jean-Louis, omaly ny teny amin’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo,
Ambatolampy, Mandoto, Ankazobe, Anjozorobe . Hampitombo ny...
-
Vendredi 06 décembre 2013 à 00:00:00
Nampahafantatra ny fanohanan’izy ireo ny kandidà ho solombavambahoaka, Rakotovaoarison Justin na Dame de Cœur, ny fikambanana Ambany Tanàna Miray (Ami),
ny asabotsy...