-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Lany teny anivon’ny filankevitry ny Tetezamita, ny talata lasa teo, ny volavolan-dalàna mahakasika ny fanatsarana ny lafiny sosialy ohatra ny fifanarahana araka asa sy karama ho...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Hetsika manokana no nanamarihan’ny orinasa Brico Deco ny mpanjifany ny asabotsy teo. Misehatra amin’ny lafiny fampihaingoana kojakoja anaty trano ity orinasa ity.
Mpanjifa dimy,...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny laharam-pahamehana miandry ireo solombavambahoaka ho avy eo ny hanovana ny lalàna mifehy ny famokarana angovo. « Omeo sehatra hanitarany ny ambaindahiny ny Jirama...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Mitombo hatrany ireo mpanatevin-daharana manara-dia ny kandidà ho depioten’ny boriborintany III, Andriambelo Fredy Rajaofera, fantatry ny rehetra amin’ny hoe...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Manoloana ny olana mahazo ny Jirama, nahatsapa ny sendikà mahaleo tenan’ny mpiasa (Sat) ao amin’ity orinasa ity fa noho ny lalàna nataon’ny fitondrana teo aloha no...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Ranovalava ny fanohanana ny kandidà Robinson, amin’izao fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa izao. Tapa-kevitra ny hanohana an-dRobinson ny kandidà...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Resy lahatra. Hanohana ny Me Razafimanantsoa Hanitra sy ny kandidà Robinson ny Fikambanan’ny tanora liam-pivoarana eny ambany tanana (FTLA), tarihin’i Dera. « Manohana...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
Noho ny fitokisan’ny filohan’ny Tetezamita, nirotsaka ho depiote eny Avaradrano Rabary Thierry, tanora mpahaikanto eo amin’ny famoronan-kira sy mpampianatra hira amin’ny...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
D’après les observateurs, la déclaration du candidat Jean Louis Robinson de vendredi dernier,
selon laquelle il sera le président de tous les Malgaches s’il...
-
Lundi 09 décembre 2013 à 00:00:00
La culture et la politique ne font pas bon ménage durant cette transition. Mais, certains dirigeants ne retiennent pas la leçon et s’aventurent encore dans ce milieu.
Un...