-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Depuis le début de la campagne électorale pour les élections législatives dans le IIIème arrondissement, le candidat N°30 Fredy Rajaofera Andriambelo alias...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Dia nihazakazaka avokoa ireo filoham-panjakana manerana izao tontolo izao, mihoatry ny zato, hamonjy an’i Afrika atsimo, hanao veloma farany ny nofo mangatsiakan’i Nelson Mandela,...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
L’ancien premier ministre, Albert Camille Vital, défend son choix. Hier, il a accordé un entretien à un groupe de presse, pendant lequel il a expliqué les...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Ordures, eaux stagnantes, nids-de-poule, embouteillages et chaleur étouffante. Le quotidien des tananariviens est de plus en plus difficile, voire insupportable.
Mais celui du pays en...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Nahitana faty telo (lehilahy roa sy vehivavy iray), efa potika sy maimbo, tao anaty kirihitra, eny Ambohimailala, Ankadikely Ilafy, omaly maraina. Araka ny fantatra, polisin’ny Brigade...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
11 desambra 2010-2013. Telo taona katroka, omaly, ny fijoroan’ny Repoblika IV, izay tsy fantatry ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy. Efa nidona ny hoe: andro tsy fiasana, nefa...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Izao no niafaran’ilay fiara 4x4 nivadibadika ka namantana avy hatrany tao amin’ny ranon’Ikopa, omaly maraina.
Vokatry ny hafainganam-pandeha diso tafahoatra no nampivadika...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Nampihoron-koditra! Izay no azo ilazana ity zava-nitranga teny Mandialaza Ankadifotsy, omaly vao maraina ity.
Olona telo mianaka ( ramatoabe 43 taona, renim-pianakaviana 24 taona izay...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Betsaka raha mitaha amin’ny vinavinan’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby ny rotsak’orana hatramin’ny fiandohan’ny...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Nanao fanambarana, omaly, ny ao amin’ny faritra Boeny niaraka amin’ny talem-paritry ny fahasalamana any an-toerana mahakasika ny tokony hanadiovana ny tanàna ao...